Litera s

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sodisody: a.: Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka; fahatongavana hijerijery fotsiny; fihei ngelenana…tohiny
Sododoka: p.t.: Maika, dodo-na: Sododoka handeha er? iz y. tohiny
Sodoka: p.t.: Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho…tohiny
Sodokaina: (sodoka) mt. ih. (sodokay): Fitahina noho ny fisehoana ivelany. tohiny
Sody: a.: Jer. Sodina. tohiny
Soedoa: (fr. suédois) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Soeda: Mihoatra ny d tapitrisa ny isan'ny Soedoa.…tohiny
Sofimbary: a.: Teny ilazana ny ravin'ny vary. tohiny
Sofimbasy: a: Lempona kely amin'ny basy ety ivelan'ny volobe ary fasiana ny vanja enti-mampirehitra ny ao anatiny.…tohiny
Sofina: a.: Organa andrenesan' ny olona sy ny biby ny karazam-peo rehetra, amin'ny alalan'ny sampan-kozatra…tohiny
Sofinana: (sofina) mt. ih. (sofino): Ilazana ny olona sintonin-tsofina: Sofino io zaza io fa mandainga. tohiny
Sofintoho: a.: Anamamy dia. tohiny
Sofintotozy: a.: Karazan'ahitra. tohiny
Soflera: (fr. chou-fleur) a,: Karazan'anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy,…tohiny
Soga: a.: Karazan-damba vita amin'ny landihazo. tohiny
Sohana: (Btm) a.: Famahanantenona. tohiny
Soherina: a.: Zana-dandy mbola miofo ao anatin'ny ombindandy; toetra faharoa ananan'ny landy aorian'ny maha-bibindandy…tohiny
Sohihina: p.t.: Voan'ny sohika. tohiny
Sohihy: a.: Anaran-kazo misy dity anaovana ny botry. tohiny
Sohika: a.: Aretina miteraka fahasemporana noho ny kohaka, ka ila tsy ho avy miaina izay voany. - t.i.f.: Sohihina…tohiny
Sohitika: p.t.: Kely, mailamailaka, kingakinga. - t.i.f.: Misohitika, fisohitika, mpisohitika. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.084