Litera s
Sivanina: (sivana) mt. ih. (sivano): Alefa amin'ny sivana, ahintsana: Sivano tsara ireto trou ireto, 4 Enti-milaza…tohiny
Sivily: na Sivilina (fr• civil) a. sady Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona…tohiny
Sivy: p. t.: Valo ampiana iray. i t.if.: Sivina, voasivy, sinivy I misivy, fisivy 1 isiviana, fisiviana 1…tohiny
Soa: a.: Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany. 4 Tombony, vokatra:…tohiny
Soaka: a.: Solo na mpanampy, mpandimby toerana. i Soahana, asoaka, voasoaka / manasoaka, fanasoaka, mpanasoaka…tohiny
Soaloha: (Br) p.t.: Enti-milaza tandrok'omby fanaperana, izany hoe mivolantsinana roa mitovy bika tsy misy tomika…tohiny
Soamadodoka: p. t.: Maika, dodona; entanin-kafaliana: Soamadodoka ny vahoaka namonjy hijery ilay fiaramanidina an-drano…tohiny
Soamalondona: na Soamalondoka o.: Zavamaniry mitovitovy amin'ny avoko, mitapela-dravina, ivaiva, misy vodiny be ranony…tohiny
Soamarandrana: a.: Anarana ilazana ny tanavavy. (Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe -kamaitso izy raha…tohiny
Soamiditra: a.: Kilalao fanaon' ny ankizivavy kely amin'ny diavolana: milahatra tsiroaroa mifanatrika izy ireo,…tohiny
Soampo: a.: Sitrapo, izay tiana, danin'ny kibo. - F.-p,: Manao soampo: manao izay tiana, tsy milaza na miera…tohiny
soanambo: anaram-boankazo fahita amin'ny faritra atsinanan'i Madagasikara, mitsiro toy ny voamangatohiny
soatoavina: hasina sy riba mamaritra vahoaka, firenena, fikambanana na vondrona iray. Toetra mamaritra ireo vondrona…tohiny