Litera s

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Saingy: p. mt.: Fa: Nanitsy azy ny uato, sa?hgy niondrika izy ka tsy uoa. ¶ M.h.: Nefa, sangy, faingy, kanjo,…tohiny
Sainina: (saina) mt. ih. (saino): Eritreretina, dinihina: Saino tsara izany, rankizy. tohiny
Sainty: a.: Anaram-bakana kely mainty. tohiny
Saisay: ft.: Raorao, harokoroko malailay misy manindrontsindrona kely. - t.i.f. : Masaisay. tohiny
Sajoa: (fit.-p.) a.: Siny. tohiny
Saka: ft.: Enti-milaza fihalorana foza na orana amin'ny ta-nana ao anaty lavany; ilazana ny vehivavy maridray…tohiny
Saka: a.: Karazam-biby mampinono, tia nofom-biby, mitovitovy habe amin'ny bitro ary misy karazany roa lehibe:…tohiny
Saka: Sakany a.: Home mifanohitra amin'ny lavany: Ohatrinona no haben'ity efitrano ity? —Fit() metatra ny…tohiny
Sakaba: na Sakabany a.: Elanelana. tohiny
Sakafo: a.: Zavatra handroina ka hanina isan'andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo…tohiny
Sakafoana: (sakafo) mt. ih. (sakafoy): Omena, tolorana haninkanina, vola: Tokony hosakafoana ireo tra-boina ireo.…tohiny
Sakaina: (saka) mt. ih. (sakao): Sak (orana, na foza) Alaina, halorina ao anaty lavany; (lehilahy) raisina amin'ny…tohiny
Sakaitany: (Btm) a.: Sakamalao. tohiny
Sakaiza: a.: Namana mifankazatra sy mifankatia amin'ny tena ka amborahana izay ao am-po sy izay manjo ny te-na:…tohiny
Sakaizaina: (sakaiza) mt. ih. (sakaizao): Alaina ho sakai• za. tohiny
Sakaka: p. t. : Adaladala, don• drondondrona, midraho• draho. tohiny
Sakalahimpeo: a.: Feo salasa la, tsy avo tsy iva. tohiny
Sakalava: a.: Anaram-poko le• hibe monina amin'ny tany anelanelan'Ampasimena, a. varatra, hatrany Toliary, a•…tohiny
Sakamaina: a.: Tanimbary ambony toerana ka saro-drano ary tsy azo volena raha tsy tonga ny orana. tohiny
Sakamalao: a.: Zavamaniry masiaka mafanafana ny vodiny, latsadatsaka kely noho ny sakay. * Ohab.: Sakamalao sy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0884