Litera s

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Sarangotina: (sarangotra) mt. ih. (sarangoty): Tanana mafy hamikirana raha misy mahazo ny tena: Iza moa no hosarangotiko…tohiny
Sarangotra: a.: Famikirana amin'izay azo amaharana raha misy mahazo na raha mitady hianjera. 1 t. if.: Sarangotina,…tohiny
Sarasara: a.: Teny nentina niarahaba ny mpanjaka fahiny, ka natokana ho azy irery ihany: Sarasara tsy ambaka,…tohiny
Sarebaka: a.: Toetran'ny fitafiana na ny akanjo lava, malalaka sy mirefarefa amin'ny tany. - t.i.f.: Asarebaka,…tohiny
Sarendry: a.: Fanaovana rafitra ngorodona na fandaharana talla atao mifampidipiditra. tohiny
Sarendry: a.: Zavamaniry mitovitovy amin'ny sakamalao nampidirin'ny Antalaotra teto, manana fofo-manitra miavaka.…tohiny
Sarerahina: (sareraka) mt. ih. (sareraho): Avala hibarera, hitaritarika amin'ny tany. tohiny
Sareraka: a.: Toetran'ny zavatra mibarera ary mitaritarika, toy ny elatry ny vorona anan'ny hafanana, na ny lamba…tohiny
Saresaka: p.t.: Mpiresaka be, mahay mifandray amin'ny olona, tsy mba mpanafinafina fa mamboraka ny ao ampony.…tohiny
Sarety: (fr. charrette) a.: Kalesy tarihin'ny olona (saretintanana) na tarihin'ny omby miditra anaty jioga:…tohiny
Sariaka: na Sariadriaka p.t.: Falifaly lava, tia resaka sy mitsikitsiky: 0lona sariaka iny namanao iny ka mahafinaritra…tohiny
Saribakoly: a.: Sariolona izay matetika vita amin'ny bakoly, ka ataon'ny ankizivavy kely kilalao kizanajanaka. tohiny
Saribo: a.: Fantara. tohiny
Saridinina: (fr. sardine) a.: Karazan-trondro madinika fahita amin'ny ranomasin'i Mediteranea, izay mivelona manao…tohiny
Saridiseza: (fr. lambrissage) a.: Ny haao arafitra manaraka ny sisin-gorodona sy ny rindrina. tohiny
Sarifilanelina: a.: Enti-milaza lamba izay kofehy volonondry ny tenany ary kofehy landihazo kosa ny fahany. tohiny
Sarihana: (sarika) mt. ih. (sari-ho) : Alaina sintonina. - F.-p.: Vata sarihana na Vatasarihana: karazana vatakely…tohiny
Sarika: a.: Sintona, roritra. ? Kofehy madinika avy amin' ny vatan'akondro. - t.i.f.: Sarihana, asarika, voasarika…tohiny
Sarika: a.: Karazan'akondro fakana tsiratsirany ny vatany, izay nanaovan'ny Ntaolo indrindra lamba fahiny; ny…tohiny
Sariko: a.: Ozona na ompa ratsy. - t.i.f.: Sarikoina, voasariko / misariko, fisariko, mpisariko. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1078