Litera s
Saingy: p. mt.: Fa: Nanitsy azy ny uato, sa?hgy niondrika izy ka tsy uoa. ¶ M.h.: Nefa, sangy, faingy, kanjo,…tohiny
Saka: ft.: Enti-milaza fihalorana foza na orana amin'ny ta-nana ao anaty lavany; ilazana ny vehivavy maridray…tohiny
Saka: a.: Karazam-biby mampinono, tia nofom-biby, mitovitovy habe amin'ny bitro ary misy karazany roa lehibe:…tohiny
Saka: Sakany a.: Home mifanohitra amin'ny lavany: Ohatrinona no haben'ity efitrano ity? —Fit() metatra ny…tohiny
Sakafo: a.: Zavatra handroina ka hanina isan'andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo…tohiny
Sakafoana: (sakafo) mt. ih. (sakafoy): Omena, tolorana haninkanina, vola: Tokony hosakafoana ireo tra-boina ireo.…tohiny
Sakaina: (saka) mt. ih. (sakao): Sak (orana, na foza) Alaina, halorina ao anaty lavany; (lehilahy) raisina amin'ny…tohiny
Sakaiza: a.: Namana mifankazatra sy mifankatia amin'ny tena ka amborahana izay ao am-po sy izay manjo ny te-na:…tohiny
Sakaizaina: (sakaiza) mt. ih. (sakaizao): Alaina ho sakai• za.
tohiny
Sakalahimpeo: a.: Feo salasa la, tsy avo tsy iva.
tohiny
Sakalava: a.: Anaram-poko le• hibe monina amin'ny tany anelanelan'Ampasimena, a. varatra, hatrany Toliary, a•…tohiny