Litera s
Siontsiona: a.: Fivezivezena ats} sy ar?. tt Fandehanana somary menamenatra fa tsy tanteraka ny nokasaina. - t.i.f.:…tohiny
Siosio: a.: Resaka miely sy angambaina, tsahotsaho: Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao. - t.i.f.:…tohiny
Sira: na Siramanta na Siravato a.: Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro…tohiny
Siramamy: a.: Vovo-java-mamy amboarina avy amin'ny fary na ny beteravy ka ampiasaina mba hanome tsiro mamy, indrindra…tohiny
Siranandony: a.: Ny hoditra miraviravy amin'ny tratran' ny omby.
tohiny
Sirasira: a.: Teny firarian-tsoa ataon'ny reny amin'ny zanany raha manoaka; fiandoham-pitenenana ihany izy io…tohiny
Siritra: a.: Fivalanandrano, amany. (Tsy fampiasa afa-tsy amin'ilay fitenenana hoe "tsy ho tay tsy ho siritra":…tohiny
Sisa: a.: Ny kely tafajanona amin'ny be efa lany na efa afaka: Nomen'Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely…tohiny
Sisana: (sisa) mt. ih. (sisao): Enti-milaza zavatra asiana sisa: Tsy nosisany ny laoka ka voatery hividy indray…tohiny
Sisihana: na Sisifana (sisika) mt. pdr. (sisiho, sisifo): Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary…tohiny
Sisika: a.: Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy. 4 Fanatsofohana, na…tohiny
Sisilianina: (fr. sicilien) a.: Ny firenena monina any amin' ny tanin'i Sisily, faritany iray amin'ny tapak'i Italia…tohiny
Sisina: na Sisiny a.: Morona: Mipetraka eo an-tsisin-dalana ny mahantra. 4 Ny faritra manodidina: Esory ny sisin'…tohiny
Sisina: (sisy) mt. ih. (sisino): Kikisana: Nosisin'ny totozy ny saonjo tao an-dakozia. 4 Ahitsy, atao mahitsy…tohiny