Litera s
Salavalava: (Tsm) p. t.: Lavalava boribory tahaka ny atody.
tohiny
Salazana: a.: Andrin-tsambo:Mirona miaraka amin'ny sambo ny salazan-tsambo. ? Soitrafo na havitra fitonoan-kena.…tohiny
Salazanina: (salazana) mt. ih. (salazano): Atsatsika eo ambony afo; hamainina eo ambony salazana.
tohiny
Salebolebo: a.: Fisondrotry ny ambavafo ta handoa, loiloy. i t.i.f.: Misalebolebo. ΒΆ M. h.: Salebona.
tohiny
Salehotra: a.: Fahamaikamaikana foana; fahasahisahiana; fiselontselonana amin'ny raharahan'ny sasany. * t.i.f.:…tohiny
Saliadiaka: p. t.: Liandiana, ma-'dry fatratra (mitovy amin' ny liaka). * t.i.f.: Misaliadiaka, fisaliadiaka, mpisaliadiaka.…tohiny
Salobona: a.: Fanaronana amin' ny lamba, fisaronana ao anaty lamba, sakobona. * t.i.f.: Salobonina, asalobona,…tohiny
Salobonina: (salobona) mt. ih. (salobony) :Saronana ao anaty lamba: Inona izao saloboninao izao?
tohiny
Salohy: a.: Tendrony ambony amin'ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan'ny voa mirindrarindra…tohiny
Salohy: (Btm) a.: Lefona. - F.-p.: Miala salohy fito: mihataka tora-defona' betsaka alefan'ny olona iray na…tohiny