Litera s
Songomby: a: Anaram-biby vaventy, izay lazain'ny olona sasany fa mifandraidraika amin'ny soavaly, nefa koa itompoan'ny…tohiny
Songona: a.: Fihoarana ny ha-fa mifaninana amin'ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran'olona ho…tohiny
Songonana: (songona) mt. ih. (songony): Ihoarana: Nosongonan'ny soavalinao ny soaualiko ka lasa faharoa. ? Sosohana:…tohiny
Songosongo: a.: Zavamaniry fanao fefim-boly izay feno tai-Io ny tahony ary misy ditiny mandronono raha tapahina;…tohiny
Sonia: (fr. signature) a.: Ny anaran'ny tena, izay soratana amin'ny fomba manokana sy tsy miova eo ambanin'ny…tohiny
Sonia: a.: Anaran-kafa ilazana ny ala volon-jaza. - F.-p.: Sonia ratsy :vondrombolo alaina eo ambony son-na…tohiny
Soniavina: (sonia) mt. ih, (soniavo): Asiana sonia: Sonia-vo kely, aza fady, ity taratasy nandraisanao vola ity.…tohiny
Sonina: a.: Tsihy zairina amin' ny fanjaibe hanjary ho toy ny harona ka atao fitahirizana ny valala vao, izay…tohiny
Sonjoina: (sonjo) mt. ih. (sonjoy): Otazana na tsongoina amin'ny tanana tahaka ny ravin-tsaonjo.
tohiny
Sononoka: a.: Fandehanana moramora ary amim-pifaliana; fisosana tsy misy manelingelina na mitontona na mitonjina;…tohiny
Sorabe: a.: Lahatsoratra momba ny tantaran-drazana sy fomba antaimora vita amin' ny tarehintsoratra arabo. tohiny
Sorapohy: na Soratrandra a.: Fomba fanoratra amin'ny alalan'ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay…tohiny