Litera s
Sahirana: p. t.: Be raharaha vonjena atsY sy ar?: Sahirana aho anio ka tsy afaka handray olona. / Sahirana be…tohiny
Sahiranina: (sahirana) mt. ih. (sahirano): Omena raharaha, ahiahy: Aza fady fa sahiraniko ianao. • Sampontsamponana,…tohiny
Sahoa: a.: Resadresaka miankina amin'ny honohono; tsaho. - t.i.f. : Misahoa / sahoahoa / misahoahoa.
tohiny
Sahobaka: a.: Karazan'angely, izay mitovy amin'ny angely tsotra na loha, na tongotra, fa ny elany no tapany kely,…tohiny
Sahoby: a.: Lanonan-dehibe misy hira sy dihy ifaninanana fanao hatry ny tamin'ny andro taloha ka nahatonga ny…tohiny
Sahoina: p. t.: Be dia be, raofim-potsiny, alaina araka izay tiana: Sahoina ny mananasy ambolenay er? andafy…tohiny
sahoko: feo vokatry ny fankafizana avoakan'ny mpifankatia (indrindra ny vehivary) mandritra ny fanaovana firaisana…tohiny
Sahomborera: a.: Karazana sahona maitsomaitso volo fahita eny ambony hazo.
tohiny
Sahona: a.: Karazam-biby mivelona eny amoron'ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava…tohiny
Sahondoroka: a.: Karazana sahona.
tohiny
Sahondra: a.: Karazana vahona any an'ala misy voniny mena na vony izay mirozaroza mahafinaritra. - F.-p.: Sahondran-drambony:…tohiny
Sahondrahondra: Mitovy amin' ny Hondrahondra.
tohiny
Sahondrandrambony: a.: Ny tendron'ny rambon'omby izay volovoloina.
tohiny
Sahotaka: a.: Fahataitairana sy fisavoritahana noho ny tahotra indrindra; fisafotofoto, fisaritaka. il t.i.f.…tohiny