Litera s
Sodisody: a.: Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka; fahatongavana hijerijery fotsiny; fihei ngelenana…tohiny
Sodoka: p.t.: Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho…tohiny
Soedoa: (fr. suédois) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Soeda: Mihoatra ny d tapitrisa ny isan'ny Soedoa.…tohiny
Sofimbasy: a: Lempona kely amin'ny basy ety ivelan'ny volobe ary fasiana ny vanja enti-mampirehitra ny ao anatiny.…tohiny
Sofina: a.: Organa andrenesan' ny olona sy ny biby ny karazam-peo rehetra, amin'ny alalan'ny sampan-kozatra…tohiny
Sofinana: (sofina) mt. ih. (sofino): Ilazana ny olona sintonin-tsofina: Sofino io zaza io fa mandainga.
tohiny
Sofintotozy: a.: Karazan'ahitra.
tohiny
Soflera: (fr. chou-fleur) a,: Karazan'anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy,…tohiny
Soherina: a.: Zana-dandy mbola miofo ao anatin'ny ombindandy; toetra faharoa ananan'ny landy aorian'ny maha-bibindandy…tohiny