Litera s
Sarimbo: a.: Lamba tenom-betsileo vita amin'ny landy sy hafotra na amin'ny landihazo sy hafotra misy sorany mitsipitsipika…tohiny
Sarimiaina: sary+miaina. tiana ampidirina ao anatin'ny rakibolana malagasy handikana ny teny frantsay hoe: filmtohiny
Sarimihetsika: sary+mihetsika: teny tiana ampidirina ao anatin'ny raki-bolana malagasy entina andikana ny teny frantsay…tohiny
Sarimorimo: Jer. Rimorimo.
tohiny
Sarimpapango: a.: Taratasy voarary amin'ny hazo maivana izay rohizana amin'ny kofehy, ka sintonina mihazakazaka ilay…tohiny
Sarinady: a: Fanazaran-tena an3in'ny ady ataon'ny miaramila, izay mifanao an-kolafiny mody miady.
tohiny
Sarindokotra: a.: Vorona zanaky ny dokotra sy ny ganagana; vaventy ary tsara hena ny sarindokotra. ¶ M.h.: Kirivorona.…tohiny
Sarinety: (fr. serinette) a.: Zavamaneno fahanana dia mamoaka feo-mozika rehefa mivaha ny fahany.
tohiny
Sarirahina: (sariraka) mt. ih. (sariraho): Saritahina, fotofotoina.
tohiny
Sariraka: a.: Fisavoritahana, fisafotofotoana. - t.i.f.: Asariraka, sarirahina, voasariraka, tafasariraka / manasariraka,…tohiny
Sarisarimbomanga: a.: Zavamaniry toy ny ravim-bomanga ny raviny ary misy voniny miloko mahafinaritra.
tohiny
Saritahina: (saritaka) mt. ih. (saritaho): Korontanina, a-tao ambony ambany: Nosaritahin'ny ankizy ny entana rehetra…tohiny
Saritaka: a.: Fikorontanana sy fisafotofotoana, fikororoana. • Fifaningotsingoran-tady tsy hita laniny. • Firomborombon-kofehy…tohiny