Litera r
Ramatoa: a.: Teny ilazana ny zanakavavy voalohany: Raha nisakana Ramatoa, My ary ianao Raivo. ? Ampiasaina hilazana…tohiny
Ramatra: ft.: Fihaingoana, firavahana. - t.i.f.: Tafaramatra 1 miramatra, firamatra, mpiramatra I iramatana,…tohiny
Ramatra: a.: Kaikitra mafy amin'ny nify, ady ifanaovana misaritaka. - t.i.f.: Ramatana, voaramatra / mandramatra,…tohiny
Rambaramba: a,: Karazan-kalesy tsy misy kodiarana fa taritina fotsiny amin'izao ary ampiasaina hitondrana vatom-pasana;…tohiny
Rambasana: (ramby) mt. ih. (rambaso): Samborina tampoka ary an-keriny amin'ny nify: Norambasan'ny alika ny vody…tohiny
Rambiazina: a: Anaran-javamaniry madinika izay manipofona ny raviny rehefa kosokosehina, fanao tambavy.
tohiny
Rambo: na Rambona a.: Fisaritsarihana na fisampisampiana avy ao aoriana; fitazonana sy fsintonsintonana ao…tohiny
Rambo: a.: Laniny lavalava mamarana ny vatan'ny ankabeazan'ny biby, izay azo verina ho tohin'ny hazondamosiny…tohiny
Ramboana: (rambo) mt, pdr. (ramboy): Lamba na fitafiana asiana tovany mirefarefa na mitaritarika aoriana, asiana…tohiny
Rambonana: na Rambosana (rambona, rambo) mt. ih. (rambony, rambosy): Samborina, sarihana amin'ny lamba na fitafiana…tohiny
Rambondamba: a.: Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin'ny fahoriana, raha toa ka efa voalevina ny razana no…tohiny
Rambondanitra: Rivotramifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana,…tohiny