Litera r
Rainiolona: a.: Anarana nome-na ny miaramila mpitifitra amin'ny tafondro taloha.
tohiny
Rairaindrihana: a.: Hazo lava-lava fanao lafidrihana.
tohiny
Raisina: (ray) mt. ih. (raiso): Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy. • Azo: Houaliako rahariva ilay taratasy…tohiny
Raivasy: (angl. reverse) a.: Fanatsingolohana ny basy ho mari-pisaonana mpanjaka na mpitondra ambony.
tohiny
Rajako: a.: Karazam-biby izay manakaikikaiky ny olombelona amin'ny rafitry ny tenany, ny fomba fandraisany zavatra,…tohiny
Rajaraja: p. t.: Avo, manerinerina. - t.i.f.: Arajaraja, tafarajaraja I mirajaraja, firajaraja, mpirajaraja /…tohiny
Rakandrakana: ft.: Toetran' ny tahom-bary mahitsy ary somary mahalankalana eny an-tanimbary. - t.i.f.: Mirakandrakana,…tohiny
Rakaraka: a.: Toetran'ny volo tsy voahogo fa mihaha mipariaka ary toa misaritaka. - t.i.f.: Rakarakaina, arakaraka,…tohiny
Rakarakaina: (rakaraka) mt. ih. (rakarakao): Hahana (volo).
tohiny
Rakibolana: (rakitra, volana) a,: Anarana omena ny boky mirakitra na mitahiry ny tenim-pirenena iray voalahatra…tohiny
Rakitra: a.: Vola angonina tsikelikely hatao tahiry:Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin'ny faran'…tohiny
Rakofana: (rakotra) mt. ih. (rakofy): Asiana zavatra eo ambony mba tsy hahitana azy na hiarovana azy amin'ny hatsiaka...:…tohiny
Rakonantitra: a.: Lehilahy na vehivavy efa antitra mahia (jer. Konantitra).
tohiny