Litera r
Rongonimbazaha: a.: Karazankazo madinidinika anaovana lamba malefadefaka tsara tarehy.
tohiny
Rongony: a.: Zavamaniry misy kirany azo tenomina ary fifohan'ny olona sasantsasany ny voany, izay atao koa hoe…tohiny
Rongotina: (rongotra) mt. ih, (rongoty): Enti-milaza zavajavatra betsaka entina mima-ka amin'ny tena ka somary…tohiny
Rongotra: a.: Fitondrana zavajavatra maro izay mampananosarotra ny tena; fiarahana amin'ny ankizy betsaka izay…tohiny
Ronjana: p.t.: Vizana tsy afamitraka fa vesaran'enta-mavesatra. * t.i.f.: Mandronjana I maharonjana.
tohiny
Ronjina: a.: Tosika maherihery atao olona mijoro mba hampianjera azy. * t.i.f.: Axonjina, voaronjina, tafaronjina…tohiny
Ronono: a.: Tsiranorano fotsifotsy amin'ny nonon'olona na ny tohatr'omby ka iveloman'ny zaza sy ny zanak' omby.…tohiny
Rononomandry: a.: Ronono namboarina atao am-bifotsy ka azo tehirizina, atao koa hoe ronono amin'ny boaty.
tohiny
Rontona: a.: Hafainganana, hazakazaka dodona. - t.i.f.: Mandrontona, fandrontona, mpandrontona / androntonana,…tohiny
Rontsona: a.: Kapoka karavasy na tahamaina. ? Fitendrena na fikitihana ny valiha. * t.i.f.: Rontsonana, voarontsona…tohiny
Rontsonana: (rontsona) mt. ih. (rontsony): Kapohina (amin' ny karavasy, tahamaina). ? Tendrena, kitihina (valiha):…tohiny
Ropiropina: (ropiropy) mt. ih. (ropiropio): Atao tonga fadiranovana.
tohiny