Litera r
Romoromo: a.: Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara: Farano daholo ireo…tohiny
Romoromoina: (romoromo) mt. ih. (romoromoy): Asiana romoromo amin'ny sisiny.
tohiny
Romotana: (romotra) mt. ih. (romoty): Rambasana, rovitina amin'ny nify: Noromotan'ny alika ny pataloany.
tohiny
Romotra: p.t.: Voan'ny haromotana, aretina izay mahatonga ho toa adala manaikitra am-pisafoahana izay sendra…tohiny
Rompotra: a.: Fanorosana ankeriny amin'ny tanana ny ravin-javamaniry toy ny ravimboangahazo. • Anaram-bosotra…tohiny
Rona: a.: Firaikana mankany aloha na aoriana, mitongilana miankavia na miankavanana. è t.i.f.: Arona, voarona,…tohiny
Ronaka: p.t.: Resim-pitiavana tafahoatra ka malemy sy manaiky lembenana tsy afa-manohitra, renoka amin'ny fitiavana.…tohiny
Rondra: ft.: Fahatezerana tafahoatra, tsy fahatsindrian-tsaina miteraka fahadalana; filazana na fanaovana fahadaladalana,…tohiny
Rondrarondra: a.: Toetran'ny zavatra mirazorazo, toy ny volon-doha lava, ny hazo be ravina sy maro rantsana milonjehitra...…tohiny
Rondro: a.: Zavamaneno kilalaon'ankizy tanala izay tsotra dia tsotra: tapa-kazo fisaka apetraka eo ambony lao-na…tohiny
Rondrorondro: a.: Fivindimbindina, fibinabinaky ny tarehy aman'endrika. * t.i.f.: Mirondrorondro.
tohiny
Rongaronga: a.: Fitomboana haingana, faharorohana ao anatin'ny fotoana tsy ela. • t. t. f. : Arongaronga / mirongaronga,…tohiny
Rongatra: ft.: Fivoahana indray miaraka, fitroarana hivoaka ny vala, fihoarana ny fefy. * t.i.f.: Arongatra, voarongatra,…tohiny
Rongirongy: a.: Kiry, di-doha, tohika, fanaovana am-botraika na an-ditra. * t.i.f. : Tafarongirongy / mirongirongy,…tohiny