Litera r
Rojo: a.: Masom-by na varahina na volafotsy na volamena mitohitohy ka zary fehy, hitanana mpangalatra na hiambozonan-javatra…tohiny
Roka: a.: Zezika, zezika miavosa kely na fotaka manampina ny vava lavaky ny foza. - F.-p.: Homan-droka: efa…tohiny
Rokina: (roky) mt. ih. (rokio): Tenenina na tononina tsy mahitsy tsara: Aza rokinao ny fitenenana fa tsy any…tohiny
Rokoroko: a.: Fivontovontosana kely majinika be dia be ao amin'ny vohon-javatra iray, hasaosao, haraorao. * t.i.f.:…tohiny
Rokorokoina: Arokoroko (rokoroko) mt. ih. (rokorokoy): Atao maraorao, mandrotsirotsy.
tohiny
Roky: a.: Fiteny na fanononan-teny tsy mahitsy. • Fodiana adala mba hanambakana. - t.i.f. : Rok?na, aroky,…tohiny
Rombahina: (rombaka) mt, ih. (rombaho na rombahy): A-laina tampoka sy an-kery: Norombahiny ny uatomamy teny an-tanan-jandriny,…tohiny
Rombaka: a.: Fakana tampoka ny zavatra eny amin'ny hafa; fahamaimaizana hiteny ka mitsatsaingoka hilaza. * t.…tohiny
Rombina: a.: Misy banga na silaka eo amin'ny molo-javatra iray: Rombina ity uilia ity fa soloy. * t. t. f.: Rom…tohiny
Romborombo: a.: Rambondrambony na kitsambony amin'ny zavatra tsy voafarana tsara; ambiny mitaritarika na mitarozadrozaka…tohiny
Romboromboina: na Romboromboana (romborombo) mt. ih. (romboromboy): A-siana romborombo amin'ny sisiny.
tohiny