Litera r
Robiroby: a.: Ilazana ny fiarahan'ny mpianakavy mifalifaly, miravoravo. * t.i.f.: Robirobina, arobiroby, tafarobiroby…tohiny
Robo: a.: Teny atao mba handokadokafana olona tiana hahazoan-javatra; fitaka amin'ny teny mamy; lainga entina…tohiny
Roboana: (robo) rat. ih. (ro-boy): Fitahina amin'ny teny mamy, dokadokafana: Noroboan'ny namany izy dia roso…tohiny
Robohana: (roboka) mt. pdr. (robohy): Enti-milaza izay andentehana zavatra: Robohan'ny olona tapa-kazo io rano…tohiny
Roboka: a.: Fandentehana ao anaty rano: Ataouy tsara roboka ao anaty rano nato ny land y. • p. t.: Voangoly,…tohiny
Robona: a.: Voly tsara faniry ka midoroboka fatratra. * t.i.f. : Mandrobona, fandrobona / manorobona, fanorobona,…tohiny
Roborobo: a.: Toetran'ny afo miredareda, mirehitra fatratra. * t.i.f.: Roboroboina, roboroboana, aroborobo, voaroborobo,…tohiny
Roboroboana: (roborobo) mt. ih. (roboroboy): Ampirehetina hiredareda fatratra.
tohiny
Roboroboina: (roborobo) mt. ih. (roboroboy): Falifalina, amporisihina na entanina hifaly. * Ohab.: Roboroboin'ny…tohiny
Rodahina: (rodaka) mt. ih. (rodahy): Lanilanina foana, tobatobaina: Norodahiny ny lova napetraky ny ray amandreniny…tohiny
Rodaka: p.t.: Mirehitra milelalela amin'ny tsy antony. • Mandanilany befahatany, mirobaroba ny ananana. * t.i.f.:…tohiny
Rodana: a.: Fanadabohana na fandavoana hiongana amin' ny tany; fianjerana na fikoavana. - t.i.f.: Arodana, voarodana,…tohiny
Rodaroda: p.t.: Manao izay hampirehi-be ny kitay eo am-patana. • h.i.: Mpandanilany tsy mitsapa ny farany. - t.i.f.:…tohiny
Rodarodaina: (rodaroda) mt. ih. (rodarodao): Lanilanina foana.
tohiny
Rodo: a.: Tsy fampiasa afa-tsy amin'ilay teny hoe Rodobe: Fiarahan'ny maro manao zavatra iray: Tsy ifandrenesana…tohiny