Litera r
Raha: ppt. feh.: Mitarika fehezan-kevitra izay milaza fepetra iankinan'ny fahatanterahan'ny fehezan-kevitra…tohiny
Raha efa: indraindray dia tsy maintsy sarahina ny teny roa nikambana ho "rahefa", raha toa ka manan-kevitra hoe…tohiny
Raha tany: raha tahiny ka: toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian'ilay fepetra: Raha…tohiny
Raha vao: Mitarika fehezankevitra milaza fotoana hentitra: Raha vao maneno ny lakolosy, dia tsy maintsy miditra…tohiny
Rahalahy: a.: Lehilahy iray ray sy iray reny amin'ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto. — Ny lehilahy…tohiny
Rahampitso: p. nit,: Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso. / Handeha ho any Toamasina…tohiny
Rahana: p.t.: Enti-milaza vary na voan-javatra mbola tsy tena masaka tsara ka nampangotrahina mba hahamafy ny…tohiny
Raharaha: a.: Asa andaniana ny andro: Mikarakara tokantrano no mazdna raharahan' ny uehivauy mandritra ny andro.…tohiny
Raharahaina: (roharaha) mt, ih. (raharahao): Karakaraina: Tsy noraharahainy ny fambolena nataony ka levona fotsiny,…tohiny
Rahateo: p. mt.: Mitovy hevitra amin'ny hoe "efa" sady fampiasa mifamaly aminy matetika: Efa tonga rahateo izy…tohiny
Rahatrizay: p, mt.: Indray andro any aoriana any: Aza mamoy fo fa mbola ho sambatra ianao rahatrizay. • ppt. feh.:…tohiny
Rahavavy: a.: Vehivavy iray reny sy iray ray amin'ny vehivavy hafa: Tia ny rahauaviny Rasoa. — Ny vehivavy iray…tohiny
Rahefa: na Rehefa ppt. feh.: Mitarika fehezan-kevitra milaza fotoana ka mazàna: a) zavatra mbola ho avy no lazainy:…tohiny
Rahefa avy: rehefa avy: Entimilaza ny zavatra natao talohan'ny zavatra hafa iray: Rehefa auy nisakafo izahay, dia…tohiny
Rahona: a.: Fitambaran'entona avy amin'ny ranon'ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan'ny hainandro, ka…tohiny
Rahonana: (rahona) mt. ih. (rahony): Teneninamafy, fa nisy ratsy nataony; levilevena: Nandrairay zauatr'olona…tohiny