Litera r
Rizatra: sy Rizadrizatra a.: A-diady sy fifamaliana mitohitohy; teny an-katezerana tsisy farany sady feno hasosorana.…tohiny
Ro: a.: Ranon-kanina, indrindra ranon'anana masaka: Tsy mahalany vary mihitsy izy raha tsy misy rony. -…tohiny
Roa: a.: Isa manarakaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina. ? p, i.: Iray miampy…tohiny
Roahina: (roaka) mt. ih. (roahy): Ambenana ka arahina avy ato aoriana: Efa lasa noroahin'Ikoto any an-tsaha ny…tohiny
Roaka: a.: Fampandehanana ny biby, vorona andrasana ho eo alohan'ny tena. ? T:'axnpialana handeha. ? Fanosehana…tohiny
Roambinifolo: a.: Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro…tohiny
Roanahana: Mitovy amin'nY Roahana. - t.i.f.: Aroandroana / miroandroana, firoandroana, mpiroandroana / iroandroanana,…tohiny
Roatra: a.: Vorivory fotsy miforona eo ambonin'ny rano; tapoapoaka mitambolina mivoaka avy amin'ny rano midona…tohiny
Roavoamena: a.: Voamena roa (0,40Fr).
tohiny
Roba: a.: Fangoronana an-keriny; fangalarana sy fanimbana. * t.i.f.: Robaina, voaroba / mandroba, fandroba,…tohiny
Robaina: (roba) mt. ih. (robay): Alaina ny azo entina ary ravana ny tsy azo: Norobain' ny mpirotaka ny tanĂ na.…tohiny
Robaka: p. t.: Loaka hatrany am-badika, tanteraka, gorobaka. - t.i.f. : Robahana, voarobaka / mandrobaka, fandrobaka,…tohiny
Robirobina: (robiroby) mt. ih. (robirob?o): Falifalina.
tohiny