Litera r

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ritaka: ft.: Kibo be mirotarota; fahalehibiazan'ny kibo (toy ny an'ny bevohoka). i t.i.f• : Miritaka, firitaka.…tohiny
Ritihina: (ritika) rnt. ih. (ria-ho): Hajaina. tohiny
Ritika: ft. (t.tr.): Haja, voninahitra. * t.i.f.: Ritihina, mandritika. tohiny
Ritina: (ritra) mt. ih. (rito): Alana ny rano ao aminy: Tokony horitina ity farihy ity fa tsy mahasalama. ?…tohiny
Ritirity: a.: Fandeha miridiridy maika, * t.i.f.: Miritirity, firitirity, mpiritirity / iritiritiana, firitiritiana…tohiny
Ritra: p.t.: Enti-milaza rano lany tsy misy intsony, tankina, sy maina: Ritra ny loharano ka tsy mahita hantsakana…tohiny
Ritsiritsy: a.: Mitovy amin'ny Tsiatsiaka. tohiny
Ritsohina: (ritsoka) mt. ih. (ritsohy): Bitsihina. ? Itenenana mibitsibitsika. tohiny
Ritsoka: a.: Teny na feo malefaka; bitsibitsika, resaka malemilemy ifanaovana (ny te-na endriny fahita amin'ity…tohiny
Riva: (Ski) a.: Tendrombohitra vato any anaty ranomasina. tohiny
Rivana: ft.: Fitrifanana sy fihenjanana ka tsy laitra tenenina; fihetsika feno fampitahorana sy fandrahonana.…tohiny
Rivanina: (rivana) mt. ih. (riva-no): Rahonana mafy aminkatezerana. tohiny
Rivatra: (Btm) p. t.: Enti-milaza hazandrano lasa na afaka tamin'ny fintana fa tataka ny vavany. tohiny
Rivirivy: a.: Kapoka mafy sady betsaka, vonoana mahery vaika. * t.i.f.: Mandrivirivy, fandrivirivy / mirivirivy,…tohiny
Rivo: ft.: Tsy halalina. * t.i.f:: Marivo, harivo / faharivo. tohiny
Rivodahy: a.: Karazan-damisY izay ahodina amin'ny tady kely. tohiny
Rivotra: a.: Aera mihetsika mivoivoy eny amin'ny habakabaka. * t.i.f, : Mandrivotra, fandrivotra. - F.-p.: Hevitra…tohiny
Rizalahy: s.o.: Entin'ny lehilahy mifampiantso. tohiny
Rizana: Jar, Rozana. tohiny
Rizareo: s.o.: Enti-manondro olona maro. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.068