Litera r

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ringiringy: a.: Toerana avo; ny eny an-kavoana misy hantsana. ? Teronterona. ? /.o.: Rehareha, avonavona. - t.i.f.:…tohiny
Ringitra: sy Ringindringitra p. t.: Afa-dravina, bory ravina: Ringitry ny fanala ny voly rehetra. ? (volo) Fohy…tohiny
Rintona: a,: Fandehanana miala tampoka noho ny hatezerana na hasosorana. - t.i.f.: Tafarintona 1 mirintona, firintona,…tohiny
Riona: ft.: Ny fifiokan'ny zavatra mandalo na nivily tsy lavitra loatra; fijery misompirana dia midify. - t.i.f.…tohiny
Riorio: (fit.-p.) a.: Tady ampifamatorina hiarovana ny vorona tsy hihinana ny voly. tohiny
Riorio: a.: Fivezivezena eny rehetra eny; firenirenena foaana. ? Fitenitenenana na fanaovan-javatra kitoatoa,…tohiny
Riotra: a.: Fandehanana mafy, hazakazaka na fimaonana mafy. i fi. f.: Tafariotra / miriotra, firiotra, mpiriotra…tohiny
Riotra: a.: Anaran-kazo tsy dia Inhibe loatra, karazana Mimoza. tohiny
Ripaka: p.t.: Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana,…tohiny
Rirarira: Jer. Korira. tohiny
Ririnina: a.: Fizaran-taona mangatsiaka, manarakaraka ny fararano, izay iririsan'ny fanala ny ravin-kazo ka mahatonga…tohiny
Ririsana: (riry) mt. ih. (ririso): Enti-milaza ny zava-maniry izay alana ny raviny: Ririsan' ny fanala ny ravin'ny…tohiny
Riritra: sy Rirotra a.: Mitovy amin'ny Roritra. tohiny
Riritse: (Ski) a.: Roritra. ? Figohana ranon-javatra bebe indray mandeha tsy miato. * Fihetsiky ny zaza ateraka…tohiny
Riroriro: a.: Fararemotra sy fendrofendro toy ny hitomany; fidradradradrana sy menomenona etsy sy eroa. tohiny
Riry: a.: Zavatra na hanina heverina ho maloto. tohiny
Riry: sy Riririry ft.: Toetran'ny zavatra tsy misy raviny, ringitra. - t.i.f.: Ririsana, voariry, voariririry…tohiny
Risarisa: a.: Aretina na havizanana tsy dia mafy loatra. ? Famindra miadana tsy ma-ka sarotra ary miretareta.…tohiny
Risika: a.: Zoto hanao zavatra; hafinaretana handray anjara amin'ny zavatra iray; zotompo sy havitrihana: ManĂ na…tohiny
Risoriso: (fit.-p.) a.: Enti-milaza varotra tsy an-karihary ka misy fanararaotana tsy anerany arnin'ny fanombanana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108