Litera r
Rikorikoina: (rikoriko) mt. ih. (rikorikoy): Atao izay hampahadikidiky.
tohiny
Rima: (fr. rime) a.: Fitoviampeo eo amin'ny teny roa hatreo amin'ny zanapeo faxany misy tsindrimpeo no ho…tohiny
Rimba: p. t.: Rava, simba, - t.i.f.: Rimbana, voarimba / mandrimba, fandrimba, mpandrimba / andrimbana, fandrimbana…tohiny
Rimo: sy Rimorimo a.: Fandehanana mafy; fifiokan'ny tehina na baolina atsipy handeha mafy; fimonomonon'ny…tohiny
Rimodrimotra: a.: Fialana amin-katezerana sady mirintona. - t.i.f. : Mirimodrimotra, firimodrimotra, mpirimodrimotra…tohiny
Rimorimo: a.: Zavamaneno vita amin'ny silaka volotsangana sahabo ho vehana ny halavany ary voatondro roa ny sakany,…tohiny
Rimorimoana: (rimorimo) mt. ih. (rimorimoy): Enti-milaza zavatra na olona anipazana zavatra mifofofofo, mimamam am…tohiny
Rindra: a.: Ny hoditry ny zozoro anaovana tsihy. ? Zavatra natao ho afaka hiditra tsara ao anatin'ny zavatra…tohiny
Rindran-kira: a.: Fampisehoana karazan-kira maro voarindra na voalamina tsara.
tohiny
Rindrina: a.: Fefy biriky na vato atao vatan'ny trano: Manao trano ry Rakoto, ka efa mitsangana ny rindrina. /…tohiny
Rindrinana: (rindrina) mt. ih. (rindrino): Enti-milaza loaka na vava lavaka tampenana, tsentsenana.
tohiny
Ringa: ft.: Fandeha (olona) na fipetraka (zavatra) mitongilana, tsy marina na mahitsy tsara, tolitsika. - t.i.f.:…tohiny
Ringa: (Br) a.: Tolona fanaon' ny, Bara manaraka izao fitsipika izao: tsy voalaza resy raha tsy mianjera ka…tohiny
Ringa: a.: Toerana fanaovana ady totohondry, na rehefa mety ho ady kilalao samihafa: Miakatra ringa.
tohiny