Litera r
Rado: a.: Fehivozona vita amin' ny vakana volamena na volafotsy. - t.i.f : Arado, radoina / mirado, firado,…tohiny
Radoina: (rado) mt. ih. (radoy): Ampanaovina rado, haingĂ´ina amin'ny rado: Noradoina i Soa kely ka aoka izany…tohiny
Radona: na Radondradona p. t.: Tsara bika, mifanentana sy mifanao ara-keviny amin' izay maha-tsara azy ny habe…tohiny
Radraty: (Ski) a.: Rivotra mafy avy any avaratra, mifanohitra amin'ny fandohotse avy any atsimo.
tohiny
Rafandrafana: p.t.: Mienjika atsy mienjika aroa noho ny tahotra, ny fivadiham-po. - t.i.f.: Arafandrafana / mirafandrafana,…tohiny
Rafara: na Rafaravavy a,: Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka vavy zandriny indrindra amin'ny nateraka. tohiny
Rafaralahy: na Randriam parany a.: Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka lahy zandriny indrindra amin'ny nateraka.…tohiny
Rafetana: (rafitra) mt. ih. na pdr. (rafeto): Enti-milaza 1) zavatra asiana na petahana zavatra hafa: Norafetako…tohiny
Rafitra: a.: Fiasanany hazo hanaovana fanaka, trano: Anisan'ny taozavatra ilaina tokoa ny rafitra. ? Fomba iasana…tohiny
Rafoka: a.: Toetran'ny zavatra mora vaky, mora simba, faharefoana. - t.i.f.: Marafoka, marafodrafoka / harafoka,…tohiny
Rafotsy: a.: Teny iantsoana ny vehivavy efa zokinjokiny, efa fotsy na manomboka ho fotsy ny volony, ka ampiasaina…tohiny
Rafozana: a.: Teny ilazana ny ray aman-drenin'ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray…tohiny
Rafozanina: (rafozana) mt, ih. (rafozano): Alaina ho rafozana. * Ohab.: Ny hovadina be ihany, fa ny horafozanina…tohiny
Rafy: a.: Olona manohitra ny tena, mifanao an-daniny amin'ny tena. ? Olona mifaninana amin'ny tena. ~ Vehivavy…tohiny
Ragehezina: a.: Anaran-javamaniry fanao ody farasisa.
tohiny