Litera r
Ravaka: a.: Zavatra entina mahatsara tarehy olona na zavatra; haingo, renty: Ny fahamaotinana no ravaky ny to•…tohiny
Ravana: (raya) mt. ih. (rauao): Fongorina, levonina: Nora-mana ilay tamboho tetsy atsimo tetsy. ? Vahana, saxatsarahina:…tohiny
Ravina: a.: Tendron'ny ankabeazan'ny zavamaniry, izay lavalava etiety mitsilotsilo marani-doha ny bikany ary…tohiny
Ravinala: a.: Karazan-kazo lehibe izay mivelatra lehibe tahaka ny fikopaka ny raviny. Misy ilana azy avokoa ny…tohiny
Ravindravina: a.: Ahitra alaina etsy sy eroa hanaovana fanafody. ¶ M.h.: Raokandro.
tohiny
Ravintsara: a.: Karazan-kazo lehibe. (Agalophyllum aromaticum)
tohiny
Raviravezana: (raviravy) mt. pdr. (raviravezo): Enti-milaza izay asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Noraueramezana…tohiny
Raviravy: a.: Rozaroza, fihantonan-javatra miramborambo; enti-milaza koa ny fanolikolena na fampanantenana zavatra…tohiny
Ravitra: a. Fampitambarana ny ravindravina samihafa na voan-javatxamaro. i t.i.f.: Mandravitra, fandxavitra,…tohiny
Ravo: sy Ravoravo p.t.: Entimilaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. i tif: Ravoravoina,…tohiny
Ravoka: a.: Fitotoana vary betsaka. ? Ady maharitra amin'ny fifamélezana amin' ny hazo, ary tsy mifampitsitsy…tohiny
Ravona: a.: Fampitoviana tantana; fanovonana ny iva ary fisorohana ny avo ho marintampona; fizarana zavatra…tohiny
Ravontsira: Jer. Vontsira. Ravoravo p.t.: Jer. Ravo.
tohiny