Litera r
Rantiranty: ft.: Fanatrangana zavatra aseho tsy misy miafina ho hita tsara; entina milaza koa ny olona maro be na…tohiny
Ranto: a.: Fandehanana any an-tany lavitra hivarotra na hikaro-java-tsoa. - t.i.f.: Rantoina, rantovina, voaranto…tohiny
Ranto: (Ski) a.: Tany misy fui-ka fotsy madinika dia madinika ary midobodoboka raha hitsahina.
tohiny
Rantoina: na Rantovina (ranto) mt. ih. (rantoy, rantouy): Alaina, karohina any an-tany lavitra: Norantoiko tany…tohiny
Rantsambatana: a.: Anarana ilazana ny tanana roa sy ny tongotra roa izay toa misampana avy amin'ny vatana.
tohiny
Rantsana: a.: Ny sampan'ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty. ~ Ny iray amin'ireo fisampanana dimy amin'ny…tohiny
Rantsanana: (rantsana) mt. ih, (rantsana): Tapahina ny rantsany: Rantsanana ny voaloboka eo amin'ny uolana jiana.…tohiny
Rantsanina: (rantsana) mt. ih. (rantsano): Kitihina (vakha), rontsonina.
tohiny
Rantsankazo: a.: Fisampantsampanan'ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin'ny vatan-kazo; sampaho…tohiny
Rantsantanana: a.: Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin'ny fandraisan-javatra,…tohiny
Rantsantongotra: a.: Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tongotra dimy, mifamaly amin'ny rantsantanana.
tohiny
Rao: sy Raorao a.: Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko. 1 h.o.: Adiady,…tohiny
Rao-dia: (raoka dia) a.: Fandraofana tany indray mitsingina amin'ny tany nohitsahin'olona iray mba hamosaviana…tohiny
Raoatry: (fr. pat. rouar) a.: Karazan'omby vahiny nampidirin'i Jean Laborde teto Madagasikara.
tohiny
Raobine: (fr. robinet) a.: Famohana na fanidian-drano araka izay tiana, mipetaka amin'ny vatan'ny fitehirizandrano…tohiny
Raofina: (raoka) mt. ih. (raofy): Angonina amin'ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo. ? Paohina, faohina, atao…tohiny