Litera r
Rangy: p.t.: Mahia, kaozatra, kangoaza. - t.i.f.: Mandrangy. - F.-p.: Rangy maso: lalimaso nefa mahery.
tohiny
Rangy: a.: Vato na vy na tandroka ahazoan'ny mpianala afo rehefa ampifampikasohiny. *Ohab.: Mpianala tsy mivatsy…tohiny
Rangy: a.: Pitik'afo azo amin' ny vato mifampikasoka, ka iny tselatr'afo iny no mandray ny vorodamba na ny…tohiny
Ranirany: ft.: Toetran'ny zavatra lava sady matsilotsilo ny lohany, na toetran'ny taolana mitrikitriky eny amin'ny…tohiny
Ranitana: (ranitra) mt ih. (ranito): Atao izay hahatonga azy manify mahadidy: Aiza ilay antsy vao noranitako teo?…tohiny
Ranitra: a.: Toetran'ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka. ? Vady tsy aradalana,…tohiny
Ranjalia: a.: Karazan'akondro madini-boa (mbola madinika indray noho ny mavokely) mamy sy matsiro.
tohiny
Ranjo: a.: Ny faritra eo anelanelan'ny lohalika sy ny kitrokely: Mizara roa ny ranjo dia ny uoauitsy na kibondranjo…tohiny
Ranjoana: (ranjo) p. t.: Enti-milaza ny zaza tazonina ny ranjony rehefa didiana atao hasoavana na forana. ? Bebe…tohiny
Rankizy: (ry ankizy) a: Teny iantsoana ny ankizy aminkalemem-panahy na am-pitiavana mihitsy aza: Araho tsara,…tohiny
Rano: a.: Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan'ny fitoerana asana azy na ny toerana…tohiny
Ranofotsiny: p. rat.: Tsy misy afa-tsy... ihany, daholo, avokoa, hatrany hatrany: Ny tenaben'ilay tendrombohitra:…tohiny