Litera r
Ranga: p. t.: Mitsangana, toy ny sofin'ampondra. 4 Taitra, hendratra: Ranga ny sofindRakoto nahare fa nisy…tohiny
Ranga sofina: ranga maso: enti-manondro ny sofina taitra sy ny maso kaodikaody. / Ranga ny masony: hendratrany fijeriny…tohiny
Rangahy: a.: Anarana iantsoana lehilahy efa baba taona ho fanajana azy: Lasa ilay Rangahy nipetraka teo ambonin'ny…tohiny
Rangaina: Rangavina (ranga) mt. ih. (rangao, rangauy): (Ity faharoa — rangavina — no fahita matetika kokoa) Takarina,…tohiny
Rangitana: (rangitra) mt. ih. (rangito): Atao izay hampaharanitra azy: Rangito ity antsy ity.
tohiny
Rangitra: a.: Fandranitana zavatra, fanaovana izay hampaharanitra zavatra. - t.i.f.: Rangitana, arangitra, voarangitra…tohiny
Rangolahy: a.: Bay vato fisaka amin'ny fasan-drazana atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona eo anoloana; amin'ny…tohiny
Rangomaina: a.: Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina.
tohiny
Rangopohy: a.: Fanafohezantsonia fampiasa amin'ny taratasim-panekena na mba hanamarinana fanitsiana teny diso.…tohiny
Rangorango: p.t.: Enti-milaza olona mihinana tsy miatoato. • a.: Fakana zavatra tsy miera amin'ny tompony. - t.i.f.:…tohiny
Rangorangoina: (rangorango) mt, ih. (rangorangoy): Alaina etsy sy eroa amin-kasahiana.
tohiny