Litera p
Pelapelahina: (pelapelaka) mt. ih. (pelapelaho): Fisahana.
tohiny
Pelatra: a.: Famelezana amin' ny zavatra fisapisaka, famelezana tehamaina. - t.i.f.: Pelarana, apelatra, voapelatra,…tohiny
Pelika: na Pelipelika a.: Hetsiketsika; fihetsiky ny olona jejo mipilapilaka. - t.i.f,: Pelipelehina, apelipelika,…tohiny
Pelipelehina: (pelipelika) mt. ih. (pelipeleho): Hetsiketsehina, apilapilaka.
tohiny
Pempena: a.: Fivezivezena mitady zavatra na taitra ka tsy mahita izay haleha fa mankatsy mankaroa; papapapa,…tohiny
Pempenina: (pempena) mt. ih.: Enti-milaza zavatra itotototoana, ivezivezena atsy sy aroa noho ny fahatairana. tohiny
Pendina: a.: Pentina man doto. I t.i.f.: Pendenana, pendenina, apendina, voapendina, manapendina, fanapendina,…tohiny
Pendrampendrana: p. t.: Jembijemby, tsy mahita tsara no-ho ny hazavana mitaratra. 6 t.i.f.: Pendrampendrana, apendrampendrana,…tohiny
Pendrampendranina: (pendrampendrana) mt. ih. (pendrampendrano): Atao izay hahajemby.
tohiny
Penimpenenina: (penimpenina) mt ih. (penimpeneno): Asaina mitotototo ets? sy er?.
tohiny
Penimpenina: a.: Fivezivezena ets? sy er? mitady zavatra, na taitra ka tsy mahita izay horaisina na han dosirana.…tohiny
Penina: (angl. pen) a.: Vy kely fanoratana amin'ny ranomainty: Lelam-penina: ilay vy kely fanoratana mihitsy;…tohiny