Litera p
Patraka: na Patrapatraka a.: Feon-javatra vaventiventy miara-mikorotsaka; fikatraka zavatra mitete mahalankalana.…tohiny
Patrakala: a.: Vongan-drano vaventy izay mitete avy amin' ny ravinkazo any anaty hazo rehefa avy ny orana, ka mipoapoaka…tohiny
Patrapatrahana: (patrapatraka) mt. ih. (patrapatraho): Entimilaza olona na zavatra ianjerana vongan-drano: Nialoka teo…tohiny
Patriarika: (fr. patriarque) a.: Anaram-boninahitry ny eveka any amin'ny eglizy katolika tatsinanana. (Fiv. kat.)…tohiny
Patripatry: p.t.: Vaventiventy, fatrofatro (fiteny fahiny amin'ny vakivakim-bola, ary ankehitriny amin'ny voanjavamaniry…tohiny
Patsa: a.: Karazan'orana madinika kely ary ffhinana: Misy patsa mena sy patsa fotsy. • p.t.: Entina milaza…tohiny
Patsanorana: a.: Karazam-patsa lehibe.
tohiny
Patsitsirana: (patsitsitra) mt. pdr. (patsitsiro): Enti-milaza zava;tra na olona tifirina rano.
tohiny
Patsitsitra: a.: Fantsitsitra, fipotsiran-drano. - t.i.f• : Patsitsirana, apatsitsitra, voapatsitsitra, tafapatsitsitra…tohiny
Patso: (Ski) a.: Daba velezina miaraka amin'ny langorony amin'ny fanaovana morengy. a.: fitenim-paritra iantsoana…tohiny
Pehina: (paika) mt. ih. (peho): Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika. / Nopehiny ny…tohiny