Litera p
Pariaka: a.: Paritaka, fiely, fihahaka amin'ny toerana ma-ro. - t.i.f.: Pariahana, apariaka, voapariaka, tafapariaka…tohiny
Pariritana: p.t.: Enti-milaza olona na zavatra ifantsitsirandrano.
tohiny
Pariritra: o.: Fantsitsirana fitifitry ny rano mivoaka ny fantsona na ny ra mivoaka ny hoza-dra tapaka. - t.i.f.:…tohiny
Paritaka: a.: Fielezana fa tsy iray toerana; fihahaka tsisy kototony,fisafotofoto. - t.i.f.: Aparitaka, voaparitaka,…tohiny
Paritra: a.: Fizarazan'ny feo amin'ny hira; feo voalohany, feo faharoa, torebiny... - F.-p.: Diso paritra: tsy…tohiny
Parlemanta: (fr. parlement) a.: Solombavambahoaka mamolavola sy manao lalàna.
tohiny
Pasaka: a.: Fahavakisana, fiveraka, na fisaraka. - t.i.f.: Pasahana, apasaka, voapasaka, tafapasaka / manapasaka,…tohiny
Pasipaoro: (fr. passeport) a.: Taratasy avy amin'ny fanjakana ahazoana mivezivezy na miditra any amin'ny firenenkafa.…tohiny
Pasohina: (pasoka) mt. ih. (pasohy): Lamaina, tsindriana amin'ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona…tohiny
Pasoka: a.: Fanalamana, fanalana ny ketronketrona amin' ny fltafiana amin'ny alalan' ny vy nohafanaina ka asosa…tohiny