Litera p
Papapapa: a.: Famindra maika nefa toa tsy mijery izay dia-vina ;totototo;raparapa. 1 t.i.f.: Apapapapa, tafapapapapalmipapapapa,fipapapapa,…tohiny
Papelika: a.: Karazam-borona mifanahatahaka amin'ny tsipoy fa kelikely kokoa (hatava: 18 sm), izay hazain'ny olona…tohiny
Papelimosy: (fr. pamplemousse) a.: Hazo fihinam-boa mitovitovy karazana amin'ny voasary, somary marikivikivy ny…tohiny
Paradisa: na Paradizy (fr. para-dis) a.: Fonenan'ny olona tsara fanahy aorian'ny fahafatesana, araka ny finoana…tohiny
Paraky: a.: Zavamaniry fifoka sy fihinana ny raviny fa ma-nana hery manaitaitra ny atidoha: Homam-paraky; mihinam-paraky;…tohiny
Parapaingo: a.: Fototra mafy anrin'ny tady na rojo vy; gadra misy masomby natao tamin'ny tongotry ny olomeloka fahiny:…tohiny
Parapandry: (fit.-p.) a.: Parasy.
tohiny
Pararatana: (pararatra) mt. ih. (pamrato): Anidinana (rano).
tohiny
Pararatra: a.: Ny fifantsitsiran' ny rano amin'ny siny loaka na ny fianjeran'ny voan-javatra madinika raraka avy…tohiny
Pararetina: (pararetra) mt. ih. (parareto): Ampangovitina izaitsizy.
tohiny
Pararetra: a.: Fangovingovitra, fihararetra, h ovitrovitra. i Pararetina, apararetra, tafapararetra 1 manapararetra,…tohiny
Parasahana: (parasaka) mt. pdr. (parasaho): Enti-milaza zavatra anelezana rano na voa.
tohiny
Parasaka: a.: Fiparitahana na fielezana; fisehoan-javatra tsy misy miafina. - t.i.f.: Parasahana, aparasaka, voaparasaka,…tohiny
Parasily: a.: Lamba lasoa-manify sady mamirapiratra. * Fiten.: Mainka izany raha parasily, rauin-katsaka aza mikasoka:…tohiny