Litera p
Poritika: a.: Rano na fotaka mifantsitsitra, mipatitaka. ~ p.t.: Kely, pitiny, madinika kely. - t.i.f.: Poritihina,…tohiny
Poritra: p.t.: Tery: Poritra aho fa mikisakisaha. ? h.o.: Sahirana mafy: Poritry ny uolan'olona izy ka namidiny…tohiny
Poritsaka: a.: Fahalatsahan-javatra tsy voatazona fa malama; fikorotsahana na fianjeran-javatra nafenina tany amin'ny…tohiny
Porizenitra: a.: Fanomezam-boninahitra ataon'ny miaramila amin'ny mpanjaka na ny mpitondra ambony.
tohiny
Poroatra: a.: Hafenoana mihoapefy. - t.i.f.: Aporoatra, tafaporoatra 1 miporoatra, fiporoatra, mpiporoatra 1 iporoatana,…tohiny
Porofo: (angl. proof) a.: Zavatra na hevitra entina mana-marina ny filazana: Tsy manaiky aho raha tsy mahita…tohiny
Porofoina: (porofo) mt, ih. (porofoy): Hamarinina: Azonao porofoina va izany filazanao izany?
tohiny
Pororoatra: a.: Hafenoana misy mihoatra betsaka; fiarahana maro manao rodobe sady aharenesana rodorodo. - t.i.f.:…tohiny
Porosolaina: (fr. porcelaine) a.: Bakoly: Vilia porosolaina.
tohiny
Porotaka: ft.: Enti-milaza ny kibo be matavy mirotaka na mitambotsotra midina. - t.i.f.: Tafaporotaka 1 mamorotaka,…tohiny
Porotsaka: a.: Fanomezana avy hatrany; tambotsotra. - t.i.f.: Aporotsaka, porotsahana, voaporotsaka, tafaporotsaka…tohiny
Portogay: (fr. portugais) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Portogaly: Mifanila tany ny Espaniola sy…tohiny
Portorikanina: (fr. Portoricain) a.: Ny firenena monina amin'ny tan y atsinanan'i Haïti: Zanatany ela espaniola ny…tohiny
Posaka: a.: Seho, tranga, filazana na fampiharihariana. - t.i.f.: Aposaka, voaposaka, tafaposaka / mamosaka,…tohiny