Litera p
Poly: ft.: Fandraisana sady famoriporetan-javatra amin'ny rantsantanana mba ho potika na halemy. - t.i.f•:…tohiny
Pondy: na Pondipondy a.: Fandraisan-javatra amin'ny ta-nana izay poriporetina na fenjafenjaina; poly. - t.i.f.:…tohiny
Pongatra: a.: Fongatra, seho. - t.i.f•: Mipongatra, fiponga tra, mpipongatra / ipongarana, fipongarana.
tohiny
Popoka: p. mt.: Tsy fampiasa afa-tsy amin'ilay fomba fiteny hoe: Tsy hita popoka: tsy hita avanavana.
tohiny
Poporohana: p. mt.: Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka…tohiny
Poraretra: ft.: niavian'ireto. * t.i.f,: Mipâraretra / aporaretra / iporaretana, fiporaretana.
tohiny
Poretahana: (poretaka) mt. pdr. (poretaho): Asiana, petahana zavatra malemy bodaka.
tohiny
Poretaka: p.t.: Malemy, mohaka tsy misy horaisina. - t.i.f.: Poretahana, aporetaka, voaporetaka, tafaporetaka…tohiny
Poretehina: (poretika) mt. ih. (poreteho): Asafotofoto, asaritaka, aparitaka.
tohiny
Poretika: p. t.: Tsy milamina fa mifangaro, mikorontandrontalla etsy sy eroa. - t.i.f.: Poretehina, aporetika,…tohiny
Poretina: na Poritina (poritra) mt. ih. (poreto, porito): Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha. ? Terena…tohiny
Poretra: na Poredretra p. t.: Ma-loto, voretra, mihosin-tay. 1 h. i.: Olona ory fadiranovana, mahantra misingo-boridamba.…tohiny
Poretsehina: (poretsika) mt. ih. (poretseho): Atao tonga vovoka, potsipotsehina, torotoroina.
tohiny
Poretsika: p.t.: Be fotaka, (la-lama) feno fakofako sy ranom-potaka. - t.i.f.: Poretsehina, aporetsika, voaporetsika…tohiny
Poriatra: a.: Fandosirana, fitsoahana; ny fifantsitsiran'ny rano na fotaka izay voaporitra ao anaty tanana. -…tohiny
Poripory: a.: Fahantrana, fahoriana. i t. f.: Miporipory, fiporipory, mpiporipory / iporiporiana, fiporiporiana.…tohiny
Poritihina: (poritika) rat- P(lr. (poritiho): Asiana zavatra mifantsitsitra: Noporitihin y rano aho.
tohiny