Litera p
Plevra: (fr. plèvre) a.: Fonon' ny havokavoka, izay roa sosona ka ny sosona anatiny miraikitra amin'ny havokavoka…tohiny
Pne: (fr. pneu) a.: Fingotra mafy vita boribory misy fingotra manify mibontsin-drivotra ao anatiny, fanaovana…tohiny
Pnemonia: na Amonia, Tevika (fr. pneumonie) a.: Aretina avy amin'ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka…tohiny
Poa: na Poapoa t. p.: Teny voateny raha misy zavatra ratsy maharikoriko, zava-tsy tiana na mahasosotra: Poa!…tohiny
Poahana: (poaka) mt. ih. na pdr. (poahy): Tifirina: Nopoahany basy ny alikany ka maty. 1 Torahana, tsipazana:…tohiny
Poaketra: na Poketra (angl. pocket) a.: Karazana lasaka kely mazàna vita amin'ny hoditra, fitondran'ny vehivavy…tohiny
Poety: (fr. poète) a.: Mpanao na mpanoratra poezia: Iza no poety ankafizinao indrindra? ? Enti-milaza koa ny…tohiny
Poezia: (fr. poésie) a.: Tononkalo: Nahafinaritra izay poezia nataon'Isambilo tamin' ny fetin'ny reny izay.…tohiny
Poika: t. p.: Teny ataon'ny ankizy entiny mandà izay lazaina aminy: Bozy a, indriako, hono, no namaky ity fitaratra…tohiny
Poirina: (poitra) mt. ih. (poiro): Loarana avy any anaty zavatra mba hiseho: Poiro amin'ny fangady io vato io.…tohiny