Litera p
Pipa: (fr. pipe) a.: Zavatra lavalava misy fatana sy fantsona kely natao hifohana ravim-paraky efa voatetitetika…tohiny
Pipika: a.: Feo heno mipaipaika malemy sy an-kisesy, toy ny feon'ny fandehan'ny famantaranandro.
tohiny
Pirinty: (angl. print) a.: Taozavatra famerenana soratra na sary imbetsaka amin'ny taratasy, ka tarehintsoratra…tohiny
Piripity: a.: Amponga tsangana kely indrindra vita amin'ny hoditra tokana eo amin'ny tendrony ambony (hoditr'…tohiny
Piriritra: a.: Fifantsitsirana, pararatra, fivalanana rano fotsiny. - t.i.f.: Apiriritra / mipiriritra, fipiriritra,…tohiny
Piritihana: Piritsihana (piritiha) mt. pdr. (piritiho, piritsiho): Ampiritihana fotaka, andefasana zavatra mifantsitsitra:…tohiny
Piritika: na Piritsika a.: Fipitipitiky ny rano na fotaka le-na; fivalanana malemy mipitika. - t.i.f.: Piritihana,…tohiny
Pirotse: (Ski) a.: Enti-milaza ny tandrok'omby kirongo izay miforitra kokoa ny anankiray noho ny ilany.
tohiny
Piso: (angl. puss) a.: Saka. รจ Pisopiso / pisopisoana / mipisopiso, fipisopiso, mpipisopiso j ipisopisoana,…tohiny
Pisopisoina: (pisopiso) mt. ih. (pisopisoy) a.: Antsoina amin'ny teny hoe pisopiso.
tohiny