Litera p
Pin-: Fitambaran'ny P sy ny " tsofoka na sisika IN hanaovana mt. ih. amin'ny fototeny sasantsasany manomboka…tohiny
Pinaika: (paika) mt. ih. misy tsofoka in: Voapaika, voapoka, pehina: Nopinaika ilay vara dia vaky.
tohiny
Pinaingotra: (paingotra) mt. ih. misy tsofoka in: Voapaingotra, paingorina, asiana paingotra.
tohiny
Pindakoaka: na Pindaoka a.: Biby fahagola voalazan'ny angano ho nisy tany amin' ny ilany atsimon'ny Nosy.
tohiny
Pindy: a.: Fanapitihana zavatra amin'ny fanondro izay aforitra amin'ny ankibe ka atsotra tampoka sy mafy. -…tohiny
Pinelatra: (pelatra) mt, ih. misy tsofoka in: Voapelatra, pelarana, voafelaky ny tehamaina: Nopinelany ilay zaza…tohiny
Pingapinga: a.: Fahamaimaizana mipelipelika sy kevokevoka. - t.i.f.: Mipingapinga.
tohiny
Pingipongy: (fr, ping-pong) a.: Karazana tenisy fanao eo ambony latabatra. -+
tohiny
Pinitika: (pitika) mt. ih. misy tsofoka in: Voapitika, ipitihana: Nopinitiky ny fotaka ilay akanjoko vao auy nosasana.…tohiny
Pinjy (Sakalava): Jorerytohiny
Pinotsitra: (potsitra) mt. ih. misy tsofoka in: Voapotsitra, potsirina: Naharary ilay uoy nopinotsitra.
tohiny