Litera o
Ongahana: (ongaka) mt. ih. (ongahy): Ingaina, faohina, paohina: Nongahan'ny rivotra ny tafon'ny trano teto antanàna.…tohiny
Ongaka: a.: Fitondrana betsaka, fividianana maro na betsaka; fiasana ny tany amin' ny angady, na ny bainga avadika.…tohiny
Ongana: a.: Fianjerana ambony ambany; fietrena, fietrena sy filetsena. - t.i.f.: Aongana, voaongana, tafaongana…tohiny
Ongonongona: a.: Tany navosa ho avoavo, dongondongona, zavatra mivohibohitra; fampitandremana. - t.i.f:: Aongonongona,…tohiny
Ongotana: (ongotra) mt, ih, (ongoty): Alanahatramin'ny fakany: Ongoty io zanakazo io raha afakao.
tohiny
Ongotra: a.: Fanalana hatramin'ny fakany, fanatsoahana tanteraka, ombotra. - t.i.f.: Ongotana, aongotra, voaongotra…tohiny
Onina: a.: Fipetrahana ao antrano na tanàna iray; fijanonana ela amin'ny toerana iray. - t.i.f.: Tafaonina…tohiny
Onitra: a,: Zavatra entinahaso-]o zavatr'olona nosimbana na verin'ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra:…tohiny
Oniversite: (fr. université) a: Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay no-mena…tohiny
Onja: a.: Fivalombalonan'ny rano tsofm'ny rivotra: Atopatopan'ny onja ny lakana. 1 h.o.: Zava-tsarotra setraina:…tohiny
Onjaka: a.: Fikapohana amin' ny langilangy araka izay tratran'ny aina; fikapohana ny fotaka na ny tanimanga…tohiny