Litera o
Ompana: (ompa) mt. ih. (ompay, ompao):Ozonina:Nompany tsy habita variraiventy aho. ? Ozonina hifamotitra amin'ny…tohiny
Ompiana: (ompy) mt. ih. (ompio): Velomina sy ahina, karakaraina: Omby telo ary gisa folo no ompiany any antsaha.…tohiny
Ompikely: a.: Ny mpanompo zanaky ny andevon-drazana izay noheverina ho ohatra ny ankizy tao an-trano.
tohiny
Ompy: a.: Fikarakarana sy famelomana ny biby ananana. 1 Ny biby amam-borona karakaraina. i Li. f.: Ompiana,…tohiny
Ona: a.: (fanafohezana ny hoe olona) Teny araka ny fitenin'ny mponina hatreo antanĂ na Fianarantsoa mianavaratra…tohiny
Ondambody: (Atm) a,: Ondana atao hipetrahan'ny olona nasaina. - t.i.f.: Ondanana, aondana, voaondana, tafaondana…tohiny
Ondrana: a.: Fandehanana na fampandehanana miampita amin'ny lakana na sambo; fandefana entana na zavatra ho eny…tohiny
Ondrana: a.: Fahadonendrina, toetran'ny olona donendrina, taraiky. - t.i.f.: Manondxana, fanondrana, mpanondrana…tohiny
Ondranondranana: p.t.: Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany: Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafaatatra…tohiny
Ondrika: a.: Fileferan'ny loha, fijerena ambany, fijokoana. i t.i.f.: Aondrika, voaondrika, tafaondrika 1 manondrika,…tohiny
Ondrindrano: a.: Anarana orne-na ny angidina eo amin'ny fiofoany faharoa rehefa avy miala amin'ny maha-tsindretra…tohiny
Ondrinondrina: p.t.: Mitovy amin'ny Tonendrina.
tohiny
Ondry: a.: Biby fiompy fianakaviam-ben'ny biby mpandinika, rakotra volo matevina ny tenany, izay fantatra amin'ny…tohiny