Litera o
Olana: a.: Randrana, fifadidirana: Tsy haiko vahana io olana io fa mifadiditra aoha izany. 1 Fanodinan-javatra…tohiny
Olatra: fery na ratra efa sitrana sy afa-takompery ka mamela faritra tsy maharary intsony. Oh: ireo no bekotro…tohiny
Olika: a.: Fiviliviliana, safelika, olaka, - t.i.f.: Aolika, tafaolika, voaolika / manolika, fanolika, mpanolika…tohiny
Olimpanjehy: a.: Toetra voalohany ananan'ny lolo raha vao foy,.alohan'ny hiofoany ho samoma; misy tongony folo ny…tohiny
Olitra: a.: Kankana kely fahita amin'ny hena, nofo efa simba na lo: Fano outra io hena io fa ario. ? Areti-nify…tohiny
Oloana: ft.: Anatrehana. - t.i.f.: Oloanina / manoloana, fanoloana f anoloanana, fanoloanana f anoloana.
tohiny
Oloanina: (oloana) mt, ih. (oloany): Enti-milaza ny olona eo anatrehan'ny tena: Noloaniny aho (nankeo anatrehako,…tohiny
Olombelona: a.: Zavamananai- na azo atoko ara-toe-batana ho anisan'ny biby mampi- nono, nefa kosa miavaka a- min'ny…tohiny
Olon-kova: olon-kovabe: enti-milaza olona tsotsotra, tsy mandà izay omena sy ampanaovina azy. / Olon'olona: mpanompo.…tohiny
olonay: teny hilazana olona fantatra na fianakaviana na namana ... olonay ,olonareo,olon-tsika.tohiny
Olonolona: Fihatakatahana, fisarahana amin'ny be sy ny maro, fitsitokotokoana. - t.i.f.: Miolonolona, fiolonolona,…tohiny
Olorana: Olorina (olotra) mt ih. (olory): Enti-milaza ny fisian'ny tena eo akaikin'ny zavatra iray: Olory ny…tohiny
Olotra: a.: Sisina, morona. - t.i.f.: Olorana, olorina, aolotra, voaolotra, tafaolotra / manolotra, fanolotra,…tohiny
Oly: p. t.: Enti-milaza ny vola tsy ngita nefa tsy tsotra fa miolikolika, misy mivalombalona. - t.i.f. :…tohiny