Litera n
Ngonona: Ngonongonona a.: Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy…tohiny
Ngonongononina: (ngonongonona) net. ih. (ngonongonony): Atao na tononina tsy mazava tsara fa ao am-bava fotsiny.
tohiny
Ngorodona: a.: Hava voarary atao fandiavana amin'ny efitra: Rairain-drihana no ipetrahan'ny ngorodona. 1 Ny rodorodon'ny…tohiny
Ngorodonina: (ngorodona) mt. ih. (ngorodôny): (tany) Hitsahina ka mirohondrohona; (an diam-biby) korodosina handeha…tohiny
Ngorongosy: a.: Aretina vokatry ny tsy fandehanan'ny ranonafero amin'ny falehany fa mihanaka eran'ny tena, ka manjary…tohiny
Ngoso: a.: Fianianana mafy enti-milaza fa ho voaozona hiray amin'ny olom-pady raha toa ka tsy marina izay lazaina.…tohiny
Ngotsoka: p. t.: Fatra-pampiasa hevitra an-kolakolaka mba hamitahana olona; fetsy. ¶ M. h.: Fetsy.
tohiny
Nia: ft.: Fanaovan-javatra antsitrapo tanteraka. - t.i.f.: Niavina, iniana / mi-nia, finia, mpinia / iniavana,…tohiny
niandry: jereo [andry] : nijanona tsy nihetsika teo fa toy ny hoe hisy olona na zavatra tonga. Oh : niandry anao…tohiny
Niavina: (nia) mt. ih. (niavo); na iniana (inio): Atao antsitrapo: Noniavinao, ninianao natao mihitsy izany mba…tohiny
Nifinakanga: a.: Karazan-iavamaniry mandady (Commelyna madagascariensis).
tohiny
Nifisina: (nify) mt. ih. (nifiso): Atao tonga manify: Efa nonifisinao ve ilay hazo nolazaiko anao?
tohiny
Nify: ft.: Tsy fahatevenana. - t.i.f : Nifisina, hanifisina / manify / anifisana, fanifisana mahanify 1 mihamanify…tohiny
Nify: a.: Taolana madinika mitsatoka amin'ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina.…tohiny
Nikaragoanina: (fr. Nicaragua-yen) a.: Ny firenena tompontany any amin'ny tanin'ny Nikaragoay (Amerika afovoany): Miteny…tohiny
Ninoninona: (inona): Na inona na inona: Tsy mahalala ninoninona amin 'izany aho.
tohiny