Litera n
Ngerona: p.t.: Mainty maloto: Ngerona ery izany tanan'ity zaza ity izany ka tokony hosasana. - t.i.f.: Ngeronina,…tohiny
Ngeronina: (ngerona) mt. ih. (ngerony): Lotoina: Nongeronin'iza indray àry ity latabatra ity?
tohiny
Ngetroka: p. t.: Maintin'ny molaly na ny tsikoko, mainty ngizina, mainty atim-bilany. ? h.o.: Manankarem-be: Irenyl…tohiny
Ngeza: na Ngezabe p, t.: Sady lehibe no lava, lehibe dia lehibe: Trano ngezabe. - t.i.f.: Hangeza, fahangeza,…tohiny
Ngidy: a.: Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin'ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin'ny kininina…tohiny
Ngilo: p.t.: Mainty somary mangirangirana, mamiratra, ohatra ny kiraro verinia mainty. - t.i.f.: Ngiloina,…tohiny
Ngirina: na Ngiri-maso p.t.: Manao maso kely toa mikimpikimpy fa tsy mikimpy tanteraka. - t.i.f,: Fahangfxina,…tohiny
Ngita: p.t.: Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika. - t.i.f.: Ngitaina, voangita I manangita,…tohiny
Ngitangita: p. t.: Olioly, toa misy fivalombalonany; tsara tarehy: Zazavavy ngitangita endrika izay i Soa.
tohiny
Ngizina: p. t.: Mainty dia mainty, ngilo tanteraka, matetika no ampiarahina amin'ny teny hoe mainty: Mainty ngizina.…tohiny
Ngodona: a.: NY feo mirohondrohon'ny fandeha, ny famindra, ngadona. 1 t.if.: Angodona, ngodonina / mingodona,…tohiny
Ngolingoly: p.t.: Mangatsiaka ka tsy mahare rohana ny te-na. • h.o.: Mahatsiaro hontsahontsa ka toa ankona mihitsy…tohiny