Litera n
Nantsonantsonina: (nantsonantsona) mt, ih. (nantsonantsony): Ilazana ny zavatra mahabasivava, pentsompentsonina:Inona…tohiny
Nany: Inany p. mt.: Injay, enti-manondro olona efa nandrasana ka re any ho any ny feony alohan'ny hisehoany.…tohiny
Nany: na Nanimbovo a.: Ilay zavatra boribory kitsoloha eo amin'ny vavan'ny vovo, natao mba hahazoan'ny trondro…tohiny
Nao: s.o.: Jer. Inao. -Nao, -Ao s.o.: Mpisolo anarana fanao tovana entina misolo ny olona iresahana raha…tohiny
Naomba: (angl. number) a.: Teny enti-milaza filaharana a= min'ny zavatra maro tanisai-na; nomerao na laharana…tohiny
Naonaona: a. : Antsoantson'olona na biby toa mitaraindraina mitomany mafy. * t.i.f. : Tafanaonaona / minaonaona,…tohiny
Naotra: Ranaotra a.: Teny iantsoana ny vadin'ny iray tampo amin'ny tena, zaobavy na zaodahy: Aoka re, ry naotra,…tohiny
Naoty: (fr, note) a.: Isa entimilaza ny fanombanan'ny mpampianatra ny fahaizan' ny mpianatra: Nahazo naoty…tohiny
Nara: a.: Hatsiaka, fahatsiarovana hatsiaka. * t.i.f.: Manara, manaranara. ? F.-p.: Saro-nara: sarotin-katsiaka.…tohiny
Nato: a.: Karazan-kazo izay nakan'ny ntaolo loko mena nandokoana lambamena ny hodiny (Imbrecaria madagascariensis).…tohiny
Nay: t.p.: Tapaka farany amin'ny teny hoe "Inay", enti-milaza nenina amin'ny nanaovana na tsy nanaovana zavatra…tohiny
Ndao: na Andao mt.: Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin'ny tena: Andao, ndao hifanala…tohiny
Ndaty: (Ski) a.: Tovolahy, lehilahy, goana. 'Nde, 'Ndeha na Andeha rat.: 1) Ndeha sy Andeha: a) mampanao asa…tohiny