Litera m
Mangentona: (hentona) p.t.: Mangidy sira; lafo loatra.
tohiny
Mangeokeoka: Mangeoka (heoka) p. t.: Enti-milaza ny tan-da maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina…tohiny
Mangeroka: Mangerokeroka (heroka) p.t.: Mangidy izaitsizy: Tsy tiako io fanafody io fa mangerokeroka ohatra ny…tohiny
Mangesa: p.t.: Ny ompa hoe "matesa" novana kely mba tsy ho azo avy hatrany: 1-lay mangesa ity!
tohiny
Mangetaheta: (hetaheta) mt. s.: Maimay hisotro, te hisotro mafy: Mahafinaritra raha mangetaheta ka sendra rano madio…tohiny
Mangetotra: (hetotra) mt. s. (mangetora): Mamoaka hetotra. M. h.: Mivalan-drivotra, miboana, mibo, manao bo.
tohiny
Mangetrika: Mangetriketrika (hetrika) mt. s.: Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetriketrika…tohiny
Mangezaheza: (hezaheza) p. t.: Mitoetra mitokana eny ankalamanjana, miharihary eny amin'ny malalaka: Mangezaheza…tohiny
Mangiaka: (hiaka) p.t.: Miseho mamiratra eny lavitra (fotsy na mena): Hitanao ir? riana mangia-potsy ir?? / Mangiaka…tohiny
Mangidihidihelika: a.: Anaranjavamaniry.
tohiny
Mangidihidy: (hidihidy) p.t.: Mahamaimay ny hoditra ka maniry ny hohaotraorina: Mangidihidy ny lamosiko fa haotraory…tohiny
Mangidy: (ngidy) p.t.: Mana-na tsiro ratsy be amin'ny le-la, mampivivy, mifanohitra amin'ny mamy: Mangidy ny…tohiny
Mangilahila: (hilahila) p.t.: Enti-milaza ny tahirim-bary izay mihena tsikelikely amin' ny ilany iray isaky ny akana.…tohiny
Mangilohilo: (hilohilo)p.t.: Malamalama sady mangirana mililotra mamiratra (fitenY indrindra amin'ny zavatra mainty…tohiny
Mangina: (gina) mt. s. (mangina): Tsy miteny: Taorian' izay teny izay Lay dia nangina ary nipetraka. • Mitsahatra…tohiny
Mangingina: (gina) p.t.: Tsy andrenesana tabataba: Mangingina ny tanàna fa fotoana fakan'ny mpianatra andro izao,…tohiny
Mangintsina: (hintsina) p.t.: Marenina sy donto azon'ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina…tohiny