Litera m
Mangaika: na Managaika (gai-ha) mt p. (mangeha, manageha): Mamehy, mamihina: Mangaika ny tenda ny fehitendako.…tohiny
Mangaina: (gaina) mt p.: Diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho. • Foana tsy misy mipetraka,…tohiny
Mangaka: (haka) p, t.: Mazavazava ratsy: Mangaka ny la-nitra amin'ny dimy maraina. ? Maina (fiteny amin'ny tan-da…tohiny
Mangalahala: (halahala) p.t.: Enti-milaza ny rano madio fotsy toy ny azo itarafana, madio dia madio, mangarangarana:…tohiny
Mangalatra: (halatra) mt. p. (mangalara): Maka ny tsy an'ny tena: Fahotana ny mangalatra - F.-p.: Mangala-dia: mandeha…tohiny
Mangana: p.t.: Mivolona firamainty na manjarano, mivalomainty: Voadona mafy ny handriny ka mangana. ? h. o.:…tohiny
Manganana: Mangananganana (hanana, hananganana) p. t.: Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa…tohiny
Manganihany: (hanihany) p.t.: Mangirangirana, manganohano: Ohatrinona no niuidiananao ireto kaopy manganihany ireto?…tohiny
Manganohano: (hanohano) p. t.: Mangirangirana, mamirapiratra Manganohano ny varahina, ¶ M. h.: Manganihany. • Enti-milaza…tohiny
Mangaoka: (haoka) mt. p.: ,Mandoaka, mandavaka. • Mangarona, misikotra mba hahalala zavatra. ¶ M. h.: Mangarona,…tohiny
Mangarahara: (harahara) p.t.: Tantera-pahazavana hatrany ambadika noho izy manify: Efa mangarahara it? lambanao fa…tohiny
Mangaraka: (haraka) mt. p. (mangaraha): Mampiditra ny kofehy amin'ny haraka (fiteny amin'ny tenon).
tohiny
Mangarana: Mangarangarana (harana) p.t.: Tsy misy loto, tsy misy zavatra miharo aminy, mangalahala Rano madio mangarangarana.…tohiny