Litera m
Manentohento: (hentohento) mt s.: Manao izay hisentoana, hitarainana. (• Manao la-fo loatra, mivaro-bolony.
tohiny
Manentsina: (tsentsina) mt p. (manentsena): Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lava-ka na…tohiny
Maneokeoka: (keokeoka) mt. p.: Mikepokepoka zavatra amin'ny nify.
tohiny
Manepoka: (kepoka) mt. p. (manepoka): Mitovy amin' ny Mikepoka. • f. s. b.: Tsy tonga amin'ny fotoana nifanaovana:…tohiny
Manera: (hera) mt p. (mar,erà): Mitady zavatra hamidy amin'olona, manelanelana zavatra amin'ny mpividy sy ny…tohiny
Manerahera: (herahera) mt. P. (maneraherà): Mampitaredretra, mampiaoriana, mangataka andro lava.
tohiny
Manerakera: (kera) mt. P. (manerakerà): Manasaratsaraka, mandantolanto, manamboatra tsy hifatratra fa hisy elanelany.…tohiny
Manerana: (serana) mt p. (maneràna): Mandalo eo anoloan'olona: Tsy fanao ny manerana van manao mbay lalana.
tohiny
Manerana: (erana) mt. p.: Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana marnaky teny…tohiny
Manerasera: (serasera) mt. p. sy mt. s.: Mandalondalo matetika eo anoloan'olona. 1 Mampandalondalo zavatra matetika…tohiny
Manerinerina: p.t.: Miharihary eo amin'ny toerana avo sy mazava tsara: Manerinerina eo an-tampon'Antananariuo i Manjakamiadana.…tohiny
Manerohero: (herohero) mt. P. (maneroheroa): Manasanganehana, mahavery hevitra.
tohiny
Manerona: (erona) mt. p. (maner?na): Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona…tohiny
Manerongerona: (herongerona) mt. p. (manerongerdna): Mandrahona, mampitahotra, mandevilevy, mitrerontrerona: Tsy tiako…tohiny
Manery: (tery) mt. p. (manere): Mamotsitra, manapotsitra: Manery uoaloboka. 1 Mangeja, mangehy: Manery ahy it?…tohiny
Manesihesy: (esihesy) mt. s.: Miantso alika.
tohiny
Manesika: (sesika) mt. p. (maneseha): Manosika zavatra an-detrezana mba hiditra ao anaty zavatra hafa ixay: Manesika…tohiny