Litera m
Manelo: (elo) mt. p. (maneloa): Manaloka amin'ny elo (ankehitriny, ny hoe "mampielo" no fampiasa kokoa noho…tohiny
Manelohelo: (helohelo) mt. p.: Manaloka amin'ny fiserantseranana avy eo ambony 10-ha.
tohiny
Manelonelo: (helohelo) mt. s.: Mila harary andoha: Manelonelo aho izany.
tohiny
Manelontselona: (selontselona) mt. p. (manelontselôna): Mampandalo zavatra eo anoloan'olona, manerasera; manetsiketsika…tohiny
Manely: (ely) mt. p. (maneleza): Manaparitaka amin'ny toerana iray: Antsoy i Koto hanely ny vary amin'ny tsihy.…tohiny
Manembahemba: (hembahemba) mt. p. (manembahembà): Manetsiketsika hikopaka, manempahempa, manofahofa.
tohiny
Manembantsembana: (sambana) mt, p. (manembantsembàna): Manakantsakana, manampontsampona.
tohiny
Manembona: (embona) mt. p.: Mahatsiaro ka malahelo, manina: Manembona ny any aminay aho izany! ¶ M. h: Manina,…tohiny
Manemitra: (temitra) mt. p. (manemera): Manisy temitra. ? Mamefy: Olona tsy latsaka ny dimampolo no nanemitra ny…tohiny
Manemotra: (hemotra) mt. p. (manemora): Manalavitra ny andro: Misaotra azy ihanY fa nanemotra ny fandoavako vola…tohiny
Manempaka: (empaka) mt. p. (manempaha): Manenda-koditra, manovaka: Ny angady no nanempaka ny tanako.
tohiny
Manempo: (empo) mt. p. (manempoa): Manao izay hampitsonika: Manempoa sauoka handiooantsika ngorodona
tohiny
Manempotra: (sempotra) mt. p. (manempora): Mahatonga ho tsy avy miaina noho ny tsy fisian'ny rivotra, na ny hafanana,…tohiny
Manenahena: (henahena) mt. p. (manenahenà): Mitana, mandà tsy hanome.
tohiny
Manenakena: (kenakena): Mitovy amin'ny Mikenakena.
tohiny
Manenatena: (tenatena) mt. p.: Mamely zavatra na olona na mandray na manapaka eo afovoa, eo antenatena. ' Manenda,…tohiny