Litera m
Manefikefika: (hefikefika) mt, p. (manefikefeha): Manozongozona, manetsiketsika.
tohiny
Manefitra: (efitra) mt. p. (manefera): Manisy efitrefitra: Niheuitra ny hanefitra ny tranony izy fa efa lehibe,…tohiny
Manefohefo: (hefohefo) p.t.: Malazan'ny harena.
tohiny
Manefy: (tefy) mt. p. (mana-fa): Miasa vy na metaly hafa ho zavatra: Manefy uifotsy ve ianao, tompoko? • Manamboatra,…tohiny
Manehakehaka: (hehakehaka) p.t.: Mananosarotra izaitsizy raha miaina, raha maka fofon' aina; misanehakehaka.
tohiny
Manehitra: (hehitra) mt. s.: Manaikitra. 1 Marary (enti-milaza nify maharary). / Mivalana mipiriritra.
tohiny
Maneho: (seho) mt. P. (manehoa): Mamboraka mba ho hi-ta, mampiseho (raha zavatra ara-tsaina na ara-panahy no…tohiny
Manehoeho: (sehoseho) mt. s.: Maneno mafy ka re lavitra; mirehondrehona: Nanehoeho teny an-dohasaha ny feon' ny…tohiny
Manejokejo: (kejo) mt. p. (manejokejoa): Mitarika olona amin'ny alalan'ny fanambatambazana, fanangolena: Mahay manejokejo…tohiny
Manela: (ela) mt. p.: Mahatonga ho tratra aoriana, mitans: Aza manela ny mpandeha amin'ny ueloma lava loatra…tohiny
Manelanelana: (elanelana) mt, p. (manelanelàna): Mitoetra, mijoro eo ampovoany: Trano iray ihany no manelanelana ny…tohiny
Manelatra: (helatra) mt, s.: Mandefa tselatra; mamirapiratra. ¶ M.h.: Manelatrelatra, manjelanjelatra, mangirangirana,…tohiny
Manelatselaka: (selatselaka) mt. s.: Manendaka na manala isana helakelaka.
tohiny
Manelingelina: (helingelina) mt. p. (manelingelena): Mahasosotra, manorisory amin'ny fivezivezena manerantserana ny…tohiny
Manelisely: Manaselisely, Maneloselo (selisely) mt. P. (manelisele, manaselisele, maneloseloa): Mampandalo na mametraka…tohiny