Litera m
Mandrotika: (rotika) mt. p. (mandroteha): Mandrovitra zavatra ka mahatonga azy ho kotika tsy misy horaisina.
tohiny
Mandrotoroto: (rotoroto) mt, p. (mandrotorotoa): Mampanao zavatra olona haingana.
tohiny
Mandrotsirotsy: (rotsirotsy) mt. p. (mandrotsirotsia): Manasavilivily (zaza) eo amin' ny sandry mba hampatory na hampangina…tohiny
Mandrotsirotsy: (rotsirotsy) P. t.: Enti-milaza ny hoditra misy fivontosana kely madinika.
tohiny
Mandrotsy: (rotsy) mt. p. (mandrotsia): Manao izay hampibontsimbontsina, hamparokoroko (hoditra),
tohiny
Mandrovirovy: (rovy) mt. P.: Mandroridroritra, mamotipotika.
tohiny
Mandrovitra: (rouitra) mt. p. (mandrouita): Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin'ny dabilio io fa mandrouitra…tohiny
Mandrozana: (rozana) mt. p. (mandrozàna): Manao izay hampitarozaka, hampitaredretra ny adihevitra.
tohiny
Mandrozaroza: (rozaroza) mt. p. (mandrozarozà): Manakiraviravy, mandrazorazo.
tohiny
Mandrozatra: (rozatra) mt. P. (mandrozata): Mandrirodrirotra, misintontsintona; mamerimberin-dava, milaza zavatra…tohiny
Mandry: (andry) mt, s. (mandria): Mitsotra na mivalampatra eo ambony tany na kidoro ka mitehika amin'izany ny…tohiny
Manebaka: (tebaka) mt. p. (manebaha): Manakiana, maneso, manaratsy, milaza ankitsirano fa tsy mety ny na-tao,…tohiny
Manebiheby: (heby) mt. P. (manebiheby): Manetsiketsika, manofa, manopakopaka mba hampijanona: Nanebiheby ny fiarakodianay…tohiny
Manebiseby: (sebiseby) mt p. (manebisebe): Mamp?anona amin'ny fivezivezena.
tohiny
Manedrahedra: (hedrahedra) mt. p. (manedrahedrà): Manetsiketsika, mandrotsirotsy.
tohiny
Manefa: (efa) mt. p. (manefà): Mamita tanteraka: Nana fa ny fetr'androny ny mpiasa dia lasa 1 Manala trosa:…tohiny
Manefahefa: (hefahefa) mt. P. (manefahefà): Manetsiketsika, manofahofa.
tohiny