Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mandrondra: (rondra) mt. P. (mandrondrà): Milaza na manao hadalana. tohiny
Mandrongatra: (rongatra) mt. s.: Mitroatra mivoaka ny vala: Nandrongatra ny omby fa uonjeo. tohiny
Mandrongo: (rongo) mt. P. (mandrongoa): Manisy vakana na kofehy amin'ny sisindamba, na eo amin'ny lohany roa. tohiny
Mandronjana: (ronjana) mt. s.: Mamizana, mampitolefika (enti-milaza zava-manasatra entina). tohiny
Mandronjina: (ronjina) mt. p. (mandronjena): Manosika: Saika handronjina an'Imboasalama tany an-kady AndrianjafY•…tohiny
Mandronono: (ronono) mt, s.: Miteraka tsiranorano: Mandronono fotsy io hazo io rehefa kapaina. tohiny
Mandrontona: (rontona) mt. p. (mandrontôna): Maka haingana. tohiny
Mandrontsana: (rontsana) mt. p. (mandrontsàna): Mamely moramora. 1 Mikitika valiha. tohiny
Mandrontsina: Mitovy amin'ny Mandrontsona. tohiny
Mandrontsona: (rontsona) mt, p. (mandrontsàna): Mikapoka (karavasy, tahamaina); mitendry, mikitika (valiha). tohiny
Mandrora: (rora) mt. s. na mt. p. (mandrorà): Manipy rora. ? h.o.: Manebaka, manao tsinontsinona, manazimba, mamotsifotsy.…tohiny
Mandroraka: (roraka) mt. P. (mandroraha): Mampiketraka, mampigedragedra, mampitambotsotra. tohiny
Mandroria: Mitouy amin'ny Mandroroa. tohiny
Mandroritra: (roritra) mt. P. (mandrorita): Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin'ny sandriny. 1…tohiny
Mandroro: (roro) mt. p.: Mahandro anana toy ny tsaramaso misy rony fotsifotsy. tohiny
Mandroroa: (roa) mt. s.: Entimilaza ny maso toy ny mahita roa izay rehetra jereny. tohiny
Mandrorona: (rorona) mt. s. (mandrordna):Mietry laharana; mitambotsotra: Olona manam-pahaizana toy ireny ka nandrorona…tohiny
Mandrosarosa: (rosarosa) mt. s. (mandrosarosà): Mandrandram-bolo atao mikirazorazo manodidina ny loha. tohiny
Mandroso: (roso) mt. p. (mandrosoa): Manolotra zavatra ho an'olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary…tohiny
Mandrota: (rota) mt. s.: Mandrovitra, manimba. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.068