Litera m

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mandriorio: (riorio) mt. P. (mandriorioua): Mampirenireny. ~ Mampibirioka. 1 Mampandeha atsy mampandeha aroa. tohiny
Mandripaka: (ripaka) mt. p. (mandripaha): Manjera sy mamely betsaka: Nandripaka tanimbary betsaka ny havandra tat?.•…tohiny
Mandrirana: (rirana) p.t.: Misy zorony. tohiny
Mandriritra: mt. p.: Misintona hihalava. ¶ M.h.: Mandrirotra, mandroritra. tohiny
Mandriry: (riry) mt. p. (mandririsa): Manala, manongotra ny ravin-kazo. ¶ M.h.: Manorotra. Mandririnina (ririnina)…tohiny
Mandrisika: (risiha) mt. p. (mandrisiha): Mampahazoto, mitarika, mitaona, manome zotom-po sy havitrihana: Mahay…tohiny
Mandritika: (ritika) mt. p.: Manaja, manome voninahitra: Raha mandritika ahy, mba ritihiko, raha maneva (manivaiva)…tohiny
Mandritra: (ritra) mt. p. (mandrita): Manao izay hahatankina: Mandritra dobo. ~ Mahandro hena amin'ny fanaovana…tohiny
Mandritsoka: (ritsoka) mt. p. (mandritsoha): Miteny mibitsibitsika amin'olona. ? Manoro malemilemy: Nisy nandritsoka…tohiny
Mandrivana: (rivana) mi; p.: Mandrahona mafy amin-katezerana. tohiny
Mandrivirivy: Mirivirivy (riuy) p.t.: Enti-milaza ny kapoka, tehamaina mafy sady betsaka, sesilany: Kapoka mandriuirivy…tohiny
Mandrivotra: (riootra) p.t.: Enti-milaza ny andro misy rivotra mitsoka: Nandriuotra ny andro aninaraina. 1 h.o.:…tohiny
Mandrizana: (rizana) mt. p.: Mampitarazoka (raharaha, fanap ahan-kevitra... ). tohiny
Mandrizatra: (rizatra) mG p. (mandrizata): Manao teny feno hatezerana amin'olona. tohiny
Mandroaka: (roaka) mt. p. (mandroaha): Miambim-biby ka manaraka avy ato aoriana: Mandroaka omby. • Manosika handeha…tohiny
Mandroatra: (roatra) mt, s.: Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin'ny riana 1 Entimilaza…tohiny
Mandroba: (roba) mt, p. (mandrobà): Maka an-keriny; manosy. tohiny
Mandrobaka: (robaka) mt. P. (mandrobaha): Mandoaka hatrany am-badika, managorobaka, maninteraka, manatrobaka. tohiny
Mandrobo: (robo) mt. p. (mandroboa): Mamitaka amin'ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny…tohiny
Mandroboka: (roboka) mt. P. (mandroboha): Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasôka, ao anaty rano: Tsy mahay…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0168